500 000€ vous dites ?
Tsy takatra ny tsena aaaan
Archives des dépêches
Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂
Aleo Sipirinter ihany Elman a
hihihihihi! ankizy manala bacc miteny hoe sipirinter nefa eo anoloana eo ilay fiara miaraka amin’ny soratra hoe sprinter!
Nga ankizy iany ?
Misy madamabe jet-setteuse azany miteny hoe “pestacle”…giravy an !
sy ny hoe stranspotin, mangasin ,nefa olona hoe nandia fianarana izany an!
Ka ny gasy mihitsy no mora mifamatotra lela rehefa miteny, izany no mahatonga ny fiteny hoe gabone, gadanà rehefa mandika
ny vidiny mety ho takatra ihany fa ny fikojakojana azy amin’ity lalana aty gasikara io no tsy ho tratra mihitsy!
Ny erin’aratra mampamdeha an’azy koa no tena olana kou: ny delesitazy izao efa mandava taona.
Mora kokoa ny manisa ny fotoana misy jiro
Vous remarquerez la voiture devant le bus.. en train de recharger 🙂