Tena ilaina ihany ilay mahay teny frantsay ka. Izaho in-2 namaky dia poisonniĂšre foanano namakiako azy..; Dia nalaiko ara -keviny hoe Tena poizina ho ntsika lehilahy ve?
Rafangy dans RN2 : Christian Ntsay, je repose la question: âhamafisina amin’ny inona hono izany ireo tatezana hoy ry manapahaizana isany? ny eritreritro adala dia miteny hoe zavatra efa zara…â 13/06/2025 Ă 16:48
Au bled on avait aussi la fausse vendeuse de charbon đ
Non non, celle lĂ je garantis que c’est une vraie poissonniĂšre đ
Tena ilaina ihany ilay mahay teny frantsay ka. Izaho in-2 namaky dia poisonniĂšre foanano namakiako azy..; Dia nalaiko ara -keviny hoe Tena poizina ho ntsika lehilahy ve?
maso mijery tsy mitondra mody ka
ity kosa ohatran’ny poissonniĂšre tsy maimbo vava @ fitabĂ tabĂ na sady tsy milelalela fahatany fa toa maotina aza..Ny poissonniĂšre-tsika (ny anareo manko) sady maimbo krevety sy foza orana masiso ilay fika anaty kilaoty sady be molotra sy maimbo vava sy be tĂ batĂ ba.
misy foza ve azafady ?
Oui, Rinah elle a bien ça đ
misy foza kely ao aminy hoy ny fiteny izay!