Petite convocation donc des gérants du restaurant majungais dans le cadre de cette affaire d’intoxication alimentaire présidentielle.
Bof, elle va être vite bouclée cette enquête non ?
Pas d’électricité = pas de frigo = pas de chaîne du froid.
Zay, vita, victime de ses propres turpitudes. Ou de son karma si vous voulez.
5 pourquoi io dia mety, na 5M, au final, c’est le fanjakana ihany.
un enqueteur avait convoqué un type pour une banale affaire de je ne me souviens plus, alors le convoqué, pour faire rapide a deposé une certaine liasse sur le bureau de l’enqueteur en disant simplement »ceci devra clore le dossier non? » et l’enqueteur de repondre, « alors que ces billets soient à la même hauteur que ce cendrier! »et l’affaire était classée recherches infructueuses
iny indray no mbola tsy henoko
Gougouland eto, hahitanao ny tsy misy any amin’ny tany hafa, ohatra iray koa, nosakan’ny polisy aho teo Anosizato amin’ny valo alina teo, vao lavitra dia efa narehitro ny jiro ao anty fiara, dia rehefa teo aminy dia avy dia navoakako ny taratsy rehetra, dia tsy noraisiny fa hoy izy hoe avy aiza izy izany sady manakaiky azy, tehamofona hoe misy alikaola ve ny vavako, avy niasa hoy aho dia handeha hody, dia tsy mba misy kafe ho anay ve hoy ilay polisy, izaho ary efa maika hody fa tsy manambola mihitsy sady nanomboka nakisako ny fiara dia andao ary e hoy ry zareo!
ny an’ilay namako indray dia efa misy vola 2 000 ao, dia rehefa sakanana izy dia manontany hoe hijery taratsay ianareo sa mitady kafe? iray ihany, dia rehefa hoe kafe dia misintona 2 000ar izy dia sady manolotra no miteny hoe aleo ary aho handeha!
ce serait insolent de ramener un thermos avec du café dedans et des gobelets plastiques ?
Le 31 décembre, ils lorgnent sur les red label et autres dans la voiture, café mafana.
il suffit qu’un des employés du restaurant soit un sympathisant de l’opposition pour que korotamby va crier à une tentative d’assassinat! du jamais vu! pour une fois, nouzalon tient une de ses promesses de faire ce qui n’a jamais ete fait depuis depuis
Ah,j’ai cru entendre que la plupart des opérateurs économiques à Majunga (à part Bluestone et ses associés bien sûr) sont tous des sympathisants de l’…opposition ,certains des pro-Rajao et d’autres des pro Ravalo , surtout ces « ambaniandro » sy » metisy zanatany » propriétaires immobiliers et hôteliers dans cette cité des fleurs
Talohakelin’io datin’jareo io ny vadiko nanao mission tany Mahajanga. Niteny tamiko izy tam zay fa ratsy ilay trondro nohaniny.
.
Izahay moa tsy filoha ka ilaina ny nampiantso ilay mpikarakara sakafo.
.
Misaora an’Andriamanitra rangah nareo tsy nanaraka an’i Elie Rajaonarison a. Iza no fatoranareo amin’ny fahasimban’ny sakafo ? Ny Jirama nga tsy nampanantsoina koa sa lay maônezy mihitsy no atodin-gana.
heureusement que c’était pas du mort au rat
qui sait ?
La sénatrice lui aurait sauvé la vie, elle connait la méthode. Une injection de vit K.