et le pilote la au fond qui a peur du conseiller de Macron!
mpijery
6 années il y a
Hery a changé de cravate? 🙂
Ranaivo
6 années il y a
Mike Tyson contre Evander Holyfield.
Go ahead, Mike. Poteho ny solomasony dia kaikero ny sofiny.
ramatoa
6 années il y a
fa ahoana ity cravate menanao ity fa tsy manga ?
Ka hoy ianao hoe samy mena no anaovana dia misy point-points fotsy!
hayy, fa tsy dia mitovy loatra fa bon!
Nifin'Akoho dans La Jirama vous souhaite de Joyeuses Pâques: “Aody ry miakan-drefam-baravana. Nodimandry ny ranonareo fa hitsangana izy amin’ny andro fahatelo.” 20/04/2025 à 16:56
Nifin'Akoho dans Ah on nettoie Anosy aussi ?: “Mafinaritra ny fihetsika fa rehefa manao hoy aho dia ataovy manara-penitra lay fiteninareo lalan-dava. Tsy tenenina fotsiny io fa atao…” 20/04/2025 à 16:38
elman dans Ah on nettoie Anosy aussi ?: “En temps normal on dirait bien qu’on ne veut pas alors ?” 20/04/2025 à 11:50
elman dans Civisme : c’est bien de nettoyer le tanana… mais: “fihavanana eee.. soatoavina eee… marimaritra iraisana eee … lol Résultats des courses ? Tu es le pays le plus nul…” 20/04/2025 à 11:18
Coco dans Ah on nettoie Anosy aussi ?: “Au moins, c’est un geste à saluer. Toutefois, quand on veut on peut !” 20/04/2025 à 10:00
Nifin'Akoho dans Civisme : c’est bien de nettoyer le tanana… mais: “Rahoviana vao hiova ny olon-dia ? Rehefa tsy hisy intsony ny elanelam-panahy sy ny marimaritra iraisana. . Rehefa diso dia…” 20/04/2025 à 07:40
elman dans Base Toliara : Bruno nous explique: “et on en a déjà discuté ici aussi https://actutana.com/depeche/ah-finalement-il-y-a-un-peu-de-monazite-a-base-toliara/” 19/04/2025 à 18:55
Avereno hoe ny vavan’ialahy
trump-kimamaniny.
Des politiciens quoi!
Il y a un peu de ça :
http://tiatanindrazana.com/uploads/fifidianana_2018_sary_ivelany.jpg
Macron : « Mais boucle-la bordel! »
Et de ça :
Mayweather : « Tu me touches, t’es mort! »
l’un a la gueule, et l’autre les muscles.
et le pilote la au fond qui a peur du conseiller de Macron!
Hery a changé de cravate? 🙂
Mike Tyson contre Evander Holyfield.
Go ahead, Mike. Poteho ny solomasony dia kaikero ny sofiny.
fa ahoana ity cravate menanao ity fa tsy manga ?
Ka hoy ianao hoe samy mena no anaovana dia misy point-points fotsy!
hayy, fa tsy dia mitovy loatra fa bon!
Mitovy ny eritreritsika
Merci Rajao! Je te rendrais la pareille un jour. Seza ô, aiza re no feeeetra?
J’ai envie de mettre les bulles comme dans les bandes dessinées 🙂
faites, faites voyons. ne vous retenez pas 🙂
Hery => mbola manambaka vahoka eny @ 13 mai nga ny sasany
Guy => Aleo ho any zay any fa za efa nahazo seza e !!
Hery: Arovy amin’izay ny sezako. Ity indray ny lokon’ny kravatin’ny mpiara-dia
Guy: Tiako ny sezako ary miaro ny anao ho azy aho. Efa mitovy tombotsoa isika izao ary mitovy kravaty koa
Vous êtes tous méchants. izao no resaka teo:
Rajao : Mbola mety haharitra eto aho ve leitsy ?
Guy Rivo: Tsia, mbola naverinao indray Maharante ary mbola nampidirinao indray Riana VII, tsy ho ela intsony kah.
Cravate à petits pois pour ne pas dépareiller avec celui qui garnit son cerveau.
Ha, le zalah ty kay tao ihany fa tsy hitako! tssss ndana elah mandeha @ zay
ataoko mihinan’ny a***y ialahy izao!
Hano aloha fa vola amin’ny ron’akoho io e.
Gauche: « mivadiha hvm é! ario i dada! »
Droite: « grave be izany ».
Réaction mampiteny sary.
J’adore tous ces commentaires, on fera un best of samedi 🙂
ary maninona ny vavan’i piesona no mibananaka ohatran’io ?
Samy kiravaty mena
rivo : inty aho hanatanteraka ny consignes azoko t@ ra8
rajao : eny lesy a! fa assurer-o aloha hoe tsy miala aho
Il n’a pas tellement vielli en 30 ans …
Superlame.com donc mercii ! 🙂
si avec mon pseudo je me permet beaucoup, avec super lame je pousse le bouchon plus loin
Une idée de gallerie/roman photo de nos politiciens dans une nouvelle rubrique d’humour style guignol de l’info sur actuta … 😛