Aza hitako ka… (Sady toa tantny Anstirabe no nanaovana ilay fitiliana) Mahita hevitra ry zareo hoe Ra-iza no nanafatra Dia RakRoots (miala tsiny amin’ny fianakaviana fa ireo anie ka mahita hevitra taingina izany) no mety mifanakaiky amin’ny anaran’ilay menaka. Izy efa maty rahateo dia vita hoa azy ohatry ny karatry Naivo ny resaka.
Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Il ne faut pas oublier le cas du Vatovavy Fito Vinany, ces gens qui sont voisins mais qui ne peuvent…” 09/08/2026 à 18:39
mpijery dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Misy mihevitra fa potion magique ilay fédéralisme, nefa raha hataotao fotsiny tsy am-piheverana dia hizara 6 na 23 na x…” 08/08/2026 à 15:38
MasyLau dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Fédéralisme OU Décentralisation ? Voilà une question épineuse qui devient de plus en plus une question d’actualité à Madagascar Une…” 05/08/2026 à 17:17
petakaman dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “S’il y a un homme politique en qui on peut vraiment, mais alors là vraiment faire confiance, c’est bien Siteny.…” 05/08/2026 à 11:47
petakaman dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “non pas de souci à se faire ka, n y malagasy zavatra kristianina sy silamo mpivavaka beuh daholo mameno fiangonana…” 05/08/2026 à 11:32
Ty kosa tsy manasitrana e. Na manin’inona, na manin’inona.
Raharahan’iza inona ?
Ilay roots ity moa ve tsy ilay fiteny rehefa mamporisika alika hiady : ”roots, roots, rots….”.
Roots ksou bouboule ve?