Ah si : dans 6 mois, tsy misy rano eeee.. pipeline eee… kere eeee… chutes de cuir eee
Any izay ilay dam, réservoirs, Montsouris, l’Hay les Roses sy n’y tariny eee 🤣
Ah si : dans 6 mois, tsy misy rano eeee.. pipeline eee… kere eeee… chutes de cuir eee
Any izay ilay dam, réservoirs, Montsouris, l’Hay les Roses sy n’y tariny eee 🤣
Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂
io kosa angamba ilay resaka piscine olympique Tuléar
https://www.facebook.com/watch/?v=803604211634620
carrément piscine ngeza indrindra eran’izao tontolo izao araka ny ezaka nataon’ny fitondram-panjakana tarihin’ny filoha mamimbahoaka.
vite vite, en photo de profil la piscine
loool
Entana nafarana :


Entana tonga :
toa efa vita efa ela hono ny remblai (ohatran’ilay resaka autoroute ihany io e…) :
https://lexpress.mg/11/02/2022/toliara-la-piscine-olympique-de-toliara-oubliee/
kely sisa kely sisa ka

Misaotra foana am sary Elman a. Toliara kosa aloha na orana indray andro ary dia misy rano e. Maika misy andro ratsy.
.
Tsy hiteny a fa lazaina fa tsy manasoa an’ty firenena ty mihitsy.
On se demande toujours aujourd’hui où est-ce qu’il a mis cet argent que Rajoelina lui a donné pour la construction de la piscine. Mystère et boule de gomme.
tsy io ve ilay orana miracle nalatsak’i Rasedy?