Potika ny fiharian’ny olona, izao ny vokan’ny tsy fanaovana EIES (vokany ara-tontolo iainana sy ara olona). Tsy terena ry namana ny fandrosoana a. Mila fiheverana io fa tsy atao tery vay manta. Tsy adalan’ny Banque mondiale manisy fepetra mafy amin’ny tetik’asa na dia trosa ho an’ny firenena malagasy ary. Ny mpitondra no gaigy.
.
Ny olona no lazaina fa fatra-panenjika nefa ry zalah no manaonao foana. Manara-penitra tsara e. Eny ampototsofinao.
tena vola tsy nosasarana marina! Maty aho ry zafikeliko
ny mpanohitra no nahatonga an’io.
Potika ny fiharian’ny olona, izao ny vokan’ny tsy fanaovana EIES (vokany ara-tontolo iainana sy ara olona). Tsy terena ry namana ny fandrosoana a. Mila fiheverana io fa tsy atao tery vay manta. Tsy adalan’ny Banque mondiale manisy fepetra mafy amin’ny tetik’asa na dia trosa ho an’ny firenena malagasy ary. Ny mpitondra no gaigy.
.
Ny olona no lazaina fa fatra-panenjika nefa ry zalah no manaonao foana. Manara-penitra tsara e. Eny ampototsofinao.
Positivons : peut-être remarqueront-ils que quand on construit une digue, ben, ça retient l’eau !
Qui sait, cela pourrait leur donner des idées pour faire quelques retenues d’eau bien utiles…
Rehabiliter des routes tracées il y a bien longtemps est une chose, se lancer sur de nouveaux tracés, à l’assaut de la brousse et d’un forte déclivité, une autre, bien différente.
Croire naïvement qu’il suffit de pousser la terre devant soi en forme de digue… M’enfin !
Marrant, il m’est arrivĂ© de construire moi mĂŞme une digue d’une quinzaine de mètres.. c’est tout un art ! Mais elle tient jusqu’Ă aujourd’hui 🙂
Vous n’avez rien compris.
C’est un projet tout montĂ© pour pomper l’argent de l’Etat et contracter des prĂŞts Ă dĂ©tourner auprès des banques Ă©trangères.
fa tsy tokony tatezana ve no natao teo
Y avait pas besoin d’ĂŞtre ingĂ©nieur BTP pour connaĂ®tre le sort de ces terrassements inutiles. Une saison des pluies et bye bye!