de toute ma vie j’ai jamais eu l’occasion de voir ce qu’il a derrière à ce niveau là lol.. je pense qu’il y a encore une bande de terrain avant d’arriver à l’Ikopa … aaah j’ai compris : je pense que c’est pour que leurs camions puisse charger directement le … sable ?
Mbola mamerina fisaorana amin’ilay sary e.
.
Etsy amin’ny amin’ny art malagasy sampanana Ambohitrimanjaka efa nohamafisina ny digue teo. Nasiana vatobe, namboarina ny dongotany, novolena bozaka.
.
Inona ny nataon’ny bacc +24 am zao :
– Nohatsahany ny sisin’ny digue manolona ny arabe afahan’ny fiara sy ny mpividy miantsona angaha.
– Nambolena hazo ny sisiny ambony manamorona ireo tany nohatsahana, ny hazo nambolena amin’io tsy mitovy ny elanelana ametrahana azy, ary ho hazo be ireo rehefa rahatr’izay. Raha tsy mino ianareo dia hitovy am reo hazo eny am îlot ery am super U ery Antanimora-Ampasanimalo hiazo an’Ankatso iny ireo.
Samia mandinika rey olona fa tsy hay intsony ny vendrana sy ny nianatra eto fa dia mifangaro ny mety sy ny tsy mety. Tsy hivoatra intsony mihitsy ty firenena ity.
Razo
4 mois il y a
Ampianaro ny Zaza fa tsy Fantany akory n’y dikany oe digue izany e.
elman dans “Les résultats des analyses sont sortis”: “Tiens, en parlant de ça, si on était vraiment sûr que c’est ce type qui a fourni l’arme du crime,…” 09/07/2025 à 22:05
Bary Kely dans “Ron Weiss je te demande et je t’ordonne”: “J’ai bien lu “Considérant que l’approvisionnement en eau et électricité sont des services publics qui ne doivent souffrir d’aucune interruption”,…” 09/07/2025 à 20:09
angady dans Any zay ilay Sahofika sy Volopooor be eee: “et ça ose même suggérer un 3ème mandat ? Ça ose vraiment tout hein ? Pourquoi s’en priverait-il? L’opposition politique…” 09/07/2025 à 19:40
angady dans Londres : mais qu’est-ce que c’est ?: “le haut-lieu de la gastronomie anglaise. Haha! Est-ce que ça existe, d’ailleurs?” 09/07/2025 à 19:30
Comprend pas trop…? Pour que la voiture puisse accéder à Ikopa ve? Sa tsy misy rano intsony Ikopa?
de toute ma vie j’ai jamais eu l’occasion de voir ce qu’il a derrière à ce niveau là lol.. je pense qu’il y a encore une bande de terrain avant d’arriver à l’Ikopa … aaah j’ai compris : je pense que c’est pour que leurs camions puisse charger directement le … sable ?
Sur l’axe Ivato-Tsarasotra, il y a eu aussi pas mal de remblais. A 40:32, on peut imaginer le mode opératoire:
https://youtu.be/hGyly3v9sVk?si=p0n-qGg4srZ708Gi
Mbola mamerina fisaorana amin’ilay sary e.
.
Etsy amin’ny amin’ny art malagasy sampanana Ambohitrimanjaka efa nohamafisina ny digue teo. Nasiana vatobe, namboarina ny dongotany, novolena bozaka.
.
Inona ny nataon’ny bacc +24 am zao :
– Nohatsahany ny sisin’ny digue manolona ny arabe afahan’ny fiara sy ny mpividy miantsona angaha.
– Nambolena hazo ny sisiny ambony manamorona ireo tany nohatsahana, ny hazo nambolena amin’io tsy mitovy ny elanelana ametrahana azy, ary ho hazo be ireo rehefa rahatr’izay. Raha tsy mino ianareo dia hitovy am reo hazo eny am îlot ery am super U ery Antanimora-Ampasanimalo hiazo an’Ankatso iny ireo.
Samia mandinika rey olona fa tsy hay intsony ny vendrana sy ny nianatra eto fa dia mifangaro ny mety sy ny tsy mety. Tsy hivoatra intsony mihitsy ty firenena ity.
Ampianaro ny Zaza fa tsy Fantany akory n’y dikany oe digue izany e.
digues-ndrambo leitsy a.