Quand on dit toutes, c’est vraiment toutes
Potika daholo tompokolahy sy tompokovavy, du jamais vu en 60 ans.
On attend juste quelques intempéries cycloniques et ce sera le coup de grâce, elle seront totalement hors service.
Any zay dada eee, le vrai bâtisseur de routes… et qui ne se contentait pas de les inaugurer, il les entretenait aussi.
heureusement qu’il y aura bientôt la téléphérique, LOL
comment ça bientôt ? Il ont planté ne serait-ce qu’un pilier ?
C’est la dèche ! Tsisy Poma et tsisy
cocaColas 😛Tsy taitra tsy maika : Ragôva kibotena mbola eo hanambôtra ny làlana…
Vao nandeha RN2 faran’ny taona teo.
Tana Moramanga tena hoe 3h30-4h de temps. Misy lavaka be tena mahadifitra fiara kely. Tena hoe tsy lalana intsony fa tohatohatra
Efa azo antsaina sy hita mialoha fa ho ratsy daholo izany ny RB vao nofohanana ny FER ( Fond d’ Entretien Routier) ary nosoloina FR ( Fond Routier) dia avy eo tsy aiko intsony fa tsy misy mitokana aloha ny fikojakojana ny lalana sy ny RN fa dia tambabe ao.
donc ny projet vaovao lalana vaovao azo tokanana sns no handehanan ny vola rehetra
Tiako mba haverina ny teny nataon’i Ministra Hajo vao voatendry ministra. Fa nihazakazaka nanafoana ny FER (ordonnance 2 mihintsy vao vita fa diso nahay loatra). Satria izay hono no vahaolana. Kinanjo, izao hitantsika izao ny vokany. Tsy fitiavana ireo olona tao @ FER, no tena marina satria tsy manaiky hatao kopisoroka ny tao.
Ireo mpandrahara voalaza fa nitaky sy tsy nahazo vola t@ fanamboaran-dalana ireny anie dia vokatry ny tsy fahafehezana ny fitantanana eh. Tsy mifanaraka @ normes ny nanomezana azy ireo ny asa sy ny nanantaterahana azy ka izay no nahasarotra ny paiement n izy ireo.
Ampatsiahivina ihany koa, fa nanao fanambarana mihintsy ny tao @ vondrona eropeana tamin’ireny fotoana andro ireny ny hanapaka ny famatsiana ara-bola. Satria hatramin’ny ARM nilan-drizareo sotasota, halako bika….Cerveau no ao ka…