RMC dans Ciel, mes comptes mauriciens: “mitsiky fotsiny aho mahita ny liste lava be, be dia be, indrindra ilay SCI ! efa notenenina ny fitsarana malagasy…” 25/11/2025 à 14:12
petakaman dans Lol IRNAR: “ireo tsy manana frais hipitsihana ireo tavela ireo ka. Mipirina daholo izy amizao nefa vava re zao, sekoseko re zao.…” 25/11/2025 à 13:48
Rakotovelo dans Ciel, mes comptes mauriciens: ““Singam-bolo handavo ny vositra ! “Io no isan’ny mahatonga ny be kintana tsy hamela io raharaha io … Nilalao afo…” 25/11/2025 à 13:01
Voleur
Et voleur . On a un véritable expert en la matière à Mada . Et il compte prolonger sa funeste entreprise encore 5 ans . Trop c’est trop .
affabulateur, manipulateur, glandeur, malheur, tueur, dictateur, …, demeuré, poltron…
😯
Fanontaniana : Misy olona ve afaka manazaava eto hoe fa maninona kay ny anaran’ny tanana eto dago no hoe : “ambody” daholo ny ankamaroany ? 🙂
somary mavesatra raha ampiasaina ny hoe “ampototry” 🙂
Aleo aza lay mavesatra fa ratsy loatra lay izy e. Otrany hoe zany koa no tsy mahatafita antsika
DTC zany koa inona moa