Il y a des années, plus de dix, j’avais fait faire un test de la portabilité de l’eau de la jirama chez IPM, sur la base NF, ben non potable e.
Heureusement tsy nisy E.coli, mety efa feno izy Zao.
Nifin'Akoho
1 année il y a
Ndrii. Voatery tsy maintsy soratana ilay izy hoe madio. Misy nefa izay jerena madio fa tsy mahasalama. Ovain’ireo indray zao io soratra io. Ny rano tompoko dia manga fa tsy orange. Terenareo hitovy am lokon’ny tsinaibe nareo daholo ity rehetra ity.
maty jiro, maty noana, matin’ny AVC, quoi encore, matikambo daholo le mpanohana an drasedy. Tsy mety tonga saina mihintsy
ka nareo manenganiny, zay mpanohana an drasedy, la vie est belle pour nous.
l’eau transportée dans ces citernes n’est pas donc propre sinon comment expliquer ces grosses lettres rano madio?