Za dia gaga amin’ty razoky ty nitakisina tamin’ny siramamim-bahoaka. Sonia ve ? Nga moa ny sonia tamin’ny fanambadiana nanakana ny olona tsy hanao divorce ?
.
Efa fantatrao zao fa saribao no itakisinana dia hilaza ve enao fa tsy haloto.
.
Aleoko kokoa maka andRalaza ilay nosarihan’ny herim-pamoretana ohatry ny mpangalatra teny amin’ny 13 may raha samy be principe ihany.
Eo ve lery vao mody diso fanantenana eo nefa fantany zao ny olona niarahany. Fantany koa ny tombontsoa nifikirany teo fa izao maimbo ny tanàna dia mba tsy te ho isan’ireo tratra farany? Sa ve hoe mba te handimby azy amin’ilay zéro virgule?
Numerobis dans 56 cartons d’huile achetés le 24 juin à détruire: “Comment ça va être détruit ? Un peu comme l’histoire où ils saisissent des cannabis et ils disent les détruire…” 05/07/2025 à 20:54
elman dans Les Malgaches et la queue, une longue histoire: “de balancer une bombe GBU Vraiment pas con du tout : on pourrait de suite créer un vrai réseau d’égouts…” 05/07/2025 à 20:07
Nifin'Akoho dans 56 cartons d’huile achetés le 24 juin à détruire: “Tsy fihinana ny fakan-javatra zany. Ny ombiasy no omena tsiny nefa ao aminareo ao ihany no misy tsy vanona.” 05/07/2025 à 18:10
quelqu’un comme lui qui se fait avoir…il est quand même fort le mec
les contre-attaques ont déjà fusés depuis ô
oui j’ai vu
Za dia gaga amin’ty razoky ty nitakisina tamin’ny siramamim-bahoaka. Sonia ve ? Nga moa ny sonia tamin’ny fanambadiana nanakana ny olona tsy hanao divorce ?
.
Efa fantatrao zao fa saribao no itakisinana dia hilaza ve enao fa tsy haloto.
.
Aleoko kokoa maka andRalaza ilay nosarihan’ny herim-pamoretana ohatry ny mpangalatra teny amin’ny 13 may raha samy be principe ihany.
Izay anie oa e.
Nefa rehefa fifidianana dia zero virgule foana