misy vary amidy anie izao e , sady mainty be no mamofona be mihitsy!
dia io vola nomen’ny thailandey io izany mahazo vary eo amin’ny 150t eo ho eo, dia lasa aiza izany izao ilay vary?
rnaivos dans Le pire qui puisse arriver à l’âge de la retraite ?: “Bravo, et bonne continuation. D’une certaine manière, effectivement, nos trajectoires se rejoignent dans cette même rupture avec le métro-boulot-dodo, même…” 05/10/2026 à 13:00
Je vois nos gouvernants en train de faire la manche pour du riz:
“Mangataka re fa tsy misy vary ho anina intsony e!”
Et recevoir 60 277,77 USD en retour 😯
Quelle insulte! c’est comme si on jette de la petite monnaie dans l’escarcelle d’un mendiant pour s’en débarrassser.
Mangataka re tompoko ô , mba mangataka re tompoko ô : mangataka vary na vôla izay mo le mpihira iny no tsy mihira intsony sa efa voky vary tsara 😉
Afabaraka …
mihinana vary Thaï?
misy vary amidy anie izao e , sady mainty be no mamofona be mihitsy!
dia io vola nomen’ny thailandey io izany mahazo vary eo amin’ny 150t eo ho eo, dia lasa aiza izany izao ilay vary?
et chacun des 22 millions de Malagasy aura droit à quelques milligrammes de ces 150 tonnes de riz.
tsy fantatry ny hvm izany afabaraka izany