Humm. Aleo andeha e. Mampatsiahy ilay raimpianakaviana nividy 4×4 vaovao mbola trosaina ny vidiny. Ampiasaina io saingy mbola manofa trano ry zareo. Tsy manana garazy akory. Any amin’ny toerana lavitra ny trano ny fiara no apetraka dia aveo mandeha tongotra mody. I dada niteny fa ilaina ny fiara, ny ankizy kosa manaraka zay tenenin’ny rainy fotsiny satria izy no raimpianakaviana.
.
Rendrarendra marina tokoa ve ny fiainana andrenivohitra ?
.
Very any andrenivohitra any e. Tsy ety ambony tany intsony izy e… (DAMA Mahaleo).
rnaivos dans Le pire qui puisse arriver à l’âge de la retraite ?: “Bravo, et bonne continuation. D’une certaine manière, effectivement, nos trajectoires se rejoignent dans cette même rupture avec le métro-boulot-dodo, même…” 05/10/2026 à 13:00
J’y ai pensé semaine dernière, pas moi kosa lo dit le dindon. Je ne ferais jamais personnellement.
alleeeez, mety io ram’s a
Le 26 juin il aura foule car ce sera gratis pour la plèbe, suivi du Werawera comme quoi c’est un grand succès féerique … 😛
et évidemment on parlera de “grand succès dans la liesse populaire” lol
lol

Zay kosa vao nahita
Ram’s mijery ferika fa tsy omby mijery flora ?