Et bé, c’est chaud quand même quand le Ministère de la santé t’envoie ce genre de sms 😯
Qui dit donc en “substance” : “Attention à la merd* qui prolifère partout à l’air libre, vous pouvez chopper la polio à cause de ça. Et vaccinez vous“.
Tena tokony asiana lalana mandrara ny fampianaran-janaka ivelan’i Madagasikara ho an’ny mpitondra ambony rehetra (Filoha, PM, Minisitra ohatra). Dia rarana koa ny evacuation sanitaire ho an’ireo.
Antenaina hiteraka fiovana tampoka.
Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Il ne faut pas oublier le cas du Vatovavy Fito Vinany, ces gens qui sont voisins mais qui ne peuvent…” 09/08/2026 à 18:39
mpijery dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Misy mihevitra fa potion magique ilay fédéralisme, nefa raha hataotao fotsiny tsy am-piheverana dia hizara 6 na 23 na x…” 08/08/2026 à 15:38
Mihinan’ny tainy zany après le mihinan’IEManiny LLNBV; mampalahelo anakay…
tena mahonena mihintsy ! aretina efa éradiquée t@ 2018 ve rangahy dia miverina indray ….
ah zalahy hein, avancée à la vitesse V vers le passé ! tsisy dikany mihintsy ny fahasalamam-bahoaka sy ny fampianaram-bahoaka
Tena tokony asiana lalana mandrara ny fampianaran-janaka ivelan’i Madagasikara ho an’ny mpitondra ambony rehetra (Filoha, PM, Minisitra ohatra). Dia rarana koa ny evacuation sanitaire ho an’ireo.
Antenaina hiteraka fiovana tampoka.
nareo kosa efa manofy mitsangana lol
Mety sy mandeha ho azy io e ! Isika eto no mivaky loha @ zany fa zareo any tsy miraharaha ! tsy olandry zareo zany
Efa lasa lavitra i Madagasikara ka ! Merci Cédric K. !
Tay land de Cedric 😛
le pays où tout ce qu’il touche se transforme en … ?
C***a boudin !
Resat*y sisa.