Lire : Mponin’Antananarivo : Misotro ranon-tay sy pipy
Ceci étant, de ma vie, je n’ai jamais bu une seule goutte d’eau de la Jirama, ouf !
Et vous ? 🙂
Lire : Mponin’Antananarivo : Misotro ranon-tay sy pipy
Ceci étant, de ma vie, je n’ai jamais bu une seule goutte d’eau de la Jirama, ouf !
Et vous ? 🙂
Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂
Je n’ai bu que ça lorsque j’étais là-bas
Ça explique peut-être le fait que je ne tombe jamais malade: mon anti-corps était à bonne école 😛
avant avant le putsch) la jirama envoyait systematiquement des echantillons d’eau prelevés à mandroseza aux fins d’analyse à l’IPM
Mahabotrabotra io ram’s a lol
Et dire que moi aussi j’ai mangé thaï à midi 😛
Ny jus sy sakafo any amin’ny restaurant mampiasa Jirama ny ankamaroany kah. Tsy possible hoe mbola tsy nihinana ranon’ny Jirama zany.
Raha sakafo dia efa nihinana daholo ka, tsy misy mahandro vary amin’ny eau vive izany, ny jus koa fa indraindray nampangotrahana fotsiny
ny rano sotroin’Antananarivo sy ny manodidina anie ka alain avy eo Ikopa sy Sisaony e: eny amoronakona ny iray , ny rano eny anefa efa avy eny Ambatolampikely manraka iny rn2 iny dia eo Ambohimangakely izy vao tena feno tay sy fako dia mivarina ao Ikopa dia sintonina eo amoronakona sy Mandroseza, ny fisitonana eny Andohavato Tanjombato efa nandalo teo Saropody ny eny Ampasika efa nanariandry zareo Ambohimahavelona sy Anosizato, ny etsy Fralaza talatamaty efa nandalovan’ireo rehetra ireo, ny eny Antanimenakely Ampitatafika dia efa feno ny tao Anosizato sy iny tandrokomby iny, ka ahoana no tsy hilaza hoe misotro ranotay sy amany!