Nandalo teny Analakely aho tamin’ny Asabotsy teo dia nahita ilay fanahazan’damba goavana be an’ny kaominina sady misy soratra hoe :” Eto isika no manandratra ny FOFON’izao tontolo izao” Fa dia tena marina tokoa fa fofona tena mantsina be ( fivalan-drano) no manodidina eo …. loza.
elman dans Flashback : nous sommes en octobre 2016: “On avait un chauffe-eau, il chauffait bien mais il n’y avait pas d’eau. On avait une machine à laver aussi,…” 19/09/2024 à 08:56
Afist dans Flashback : nous sommes en octobre 2016: “Ah le tout confort endemique, la salle de bain tout equipe, chauffe-eau, mitigeur et les incontournables zinga et seau (siot…” 19/09/2024 à 08:48
Afist dans C’est joli Behoririka: “tena marina izany, nampiasaina ry prix scolaire hanakorontana ny hetsiky ny candidats t@ fifidiana 2023” 18/09/2024 à 16:56
kototsotra dans C’est joli Behoririka: “miala ho azy Ireo “majinika” amoron dalana rehefa mifindra toerana miparitaka ny Sinoa.” 18/09/2024 à 15:25
za ihany dans Marc Ravalomanana : petit bémol quand même: “Cette histoire d’honorable, ça date de l’époque Lahiniriko qui, de retour d’une visite au Canada, s’est mis en tête d’adopter…” 18/09/2024 à 13:51
Nifin'Akoho dans Impôts : “Marc Ravalomanana a signé une lettre”: “Firy miliara moa izy zay. Ataoko hoe iza eto am ty firenena ty na andeha ambanin’ny lohany ary hahavita an’izany…” 18/09/2024 à 12:51
Nifin'Akoho dans 5 ans de prison avec sursis: “Soa fa tany ivelany enao Ralhom fa eto miasa tsara daholo indrindra ny mpisambotra sy ny mpitsara hatrany am mpamory…” 18/09/2024 à 12:19
Rafangy dans Coût de la vie : juste par curiosité: “c’est plus cher si vous etes hors Antananarivo, par ex à Mahitsy ou Manjakandriana” 18/09/2024 à 11:49
Ady gasy (excellent film)
Aty ny masonizao tontolo zao !
Nandalo teny Analakely aho tamin’ny Asabotsy teo dia nahita ilay fanahazan’damba goavana be an’ny kaominina sady misy soratra hoe :” Eto isika no manandratra ny FOFON’izao tontolo izao” Fa dia tena marina tokoa fa fofona tena mantsina be ( fivalan-drano) no manodidina eo …. loza.
Du rustique en veux-tu? Tiens la rustine…
mety io ram’s a
tsy hitan’iz y tsy nanao azy comme ils disent
croyez vous que les oranges connaissent l’existence des rustines?
Ka io anie samy manana ny fenitrany e! Io izany ny fenitra ho an’dry zalahy.
La génération Fram aux manettes lol
rehefa tsy hanao ny mahay sy ny nianatra dia aleo anaovan’ny donto sy dondrona azy. zareo sady tsy mahay no tsy menatra.