Les “signaux faibles” commencent à devenir très forts dites donc.
Prenez soin de vous et n’écoutez pas ces imbéciles qui minimisent ce virus : les variantes sont un vrai zava-doza donc laissez les imbéciles dans leur délire complotiste et minimisateurs et au contraire, prenez le maximum de précautions si vous le pouvez.
Et maintenez également la pression sur ces dirigeants un peu légers qui vous privent de l’accès aux vaccins : chaque jour qui passe ce sont des morts en plus.
Inona daholo izany hoe ripaka izany? Ripaky ny covid?
mahamay be anie ny covid aty e.
vu que la breve parle de covid, il y a des chances oui
mpitondra mitamatama, midororororo, milaodika, mirame…
sanatria koa ve mpianatra milahatra bourses nivangongo natory teny ankatso alina sy mitangorona eny anio ripaka ?
ilay izy misy koe hoe torana tampokoa ny 1 @ le signe @ le variant misy eto
olona 4 izao no efa henoko ary ny 1 @ reo zay ankizy vao 16 ans
ny 2, samy hafa, torana teny an-tsena, tsy nahalala hoe tratry ny covid, fa r’efa natao test dia positif
ny 1 (le 16 ans) vao torana tao an-tranony t@ maraina teo
ny 1 torana tany an-tranony tany
zava-doza wa, tsy mifidy taona intsony.
Le président est responsable des morts selon Naivo Raholdina, y compris ceux morts à cause de la privation de vaccin alors: un crime contre l’humanité
ohatrany nihaino ilay resaka aho fa tsy manameloka ny PRM no antony nilazany ilay izy fa nanameloka ny mpanohitra hoe raha mamporisika ny manohitra hanao vaccin sns dia tsy ry zareo ho hiangonan’ny rihatra raha misy tsy fahombiazana fa ny PRM. Donc, ny PRM dia tsy maintsy mailo tsy hanaiky be fahatany izay tian’ny mpanohitra atao satria izy no tompon’andraikitra raha misy maty