Ouh là, se rafraîchir la mémoire des évènements d’il y a 15 ans 😂
Alors de mémoire il y avait donc la lutte contre le “jadona” (arbitraire injuste) et la dictature, pour la démocratie avec la place du même nom, contre le monopole économique..
Ok très bien.
Et donc 15 ans plus tard, tout va bien dans ces domaines ? Sa ?
tsy hisy mpitolona hamaly an’ireo fanontaniana ireo izany eo re a !
fa ity iray ity koa, efa napetrako efa ho 10 taona mahery koa, fa mbola tsy nisy mpitolona sahy namaly hatr@ izao : iza no efa nahita na nahare hoe misy biraon’ny pm tao an-dapa tao nanomboka iny 7 fév 2009 iny ka hatr@ izao, efa nahita azy niasa tao @ izany birao izany ve ? (izay manko ilay antony hoe nakana ilay lapa)
(en passant, cédric izany t@ izany andro izany, sady maire cua no prezda de la rue ve ?)
“Notendreny” hisolo azy Michel Ratsivalaka, moa ny fitondrana tamin’izany nanendry an’i Guy Rivo Randrianarisoa, izay nodoran-dry zalahy moa ny tranony avy eo
anisany koa ilay oe nampidinina ho “3ème grade” ny kaomina antananarivo renivohitra! nefa 5 taona ry tazy teo foana , sady tsy nomeny ny pm ambohitsorohitra no tsy naveriny ny hoe lazaiany fa nampidinana an’antananarivo! ny antony mantsy dia satria mampdeha kokoa ny asampanjakna ilay hoe lasa 3ème grade fa ny vendrana matimboninahitra moa maheno hoe 3ème dia avy dia hoe tsymety izany
En regardant les reportages sur le sujet, hop, ce qui me vient immédiatement à l’esprit ? “L’assassin revient toujours sur le lieu du crime”
Et il est bien de retour pour rester.
Bien dit. C’est pour apprecier leurs mefaits ou jouer les victimes?