Comment ça 40 000? il y avait un monsieur qui a declaré publiquement à Antsirabe que le sac de ciment sera 14 000ar! ou alors il s’est encore fourvoyé dans ses calculs comme d’habitude depuis 2009 avec le riz à 500, l’huile à 12 500, etc, etc
hey hey ! ka izao no hataontsika tompokolahy sy tompokovavy : hanangana usine fanamboarana ciment lehibe indrindra aty afrique isika tompokolahy sy tompokovavy, izany dia hanome asa maro be ho an’ny tanora, ary tsy hanafatra ciment intsony isika … ekena sa tsy ekenaaa ?
Nifin'Akoho dans « Certaines personnes se prétendent journalistes »: “? = Journaliste . Dia izay amaritanareo azy fa misy gazety dia io no betsaka ao anatin’ny andinin-dahatsorany « ? »” 05/05/2025 à 21:06
Nifin'Akoho dans « Mon fils a débloqué le dossier Dubaï en 4 mois »: “Sanbavy lesy. Misy bandy gasy nahavita nivarotra siratany voafono tsara any Dubai ary lasa nahomby tamin’ny fandraharana nataony. Ny tahaka…” 05/05/2025 à 20:58
Nifin'Akoho dans Tsy maintsy mihakatra, ary ho ampiakarana: “Io fiakarana io no hitenenany fa hidiny io afaka 2 volana dia aza migrevy na mampiakatra vidin’entana nareo mianakavy.” 05/05/2025 à 20:42
Nifin'Akoho dans Ivato : après les suppositoires, le rice cooker: “Nisy nanotsana tany no nahatratrarana an’io. Io rehefa entina tsy maintsy afenina. Rehefa tratra dia isasahana aveo. Izay tafavoaka izany…” 05/05/2025 à 20:37
Miserana dans Et sinon les délestages Prezida ?: “Puisque nouzoron des mégawat à watt prochainement, c’est comme si les délestages d’aujourd’hui et demain n’ont jamais existé ram’s a.…” 05/05/2025 à 19:33
elman dans Io resaka poor poor nareo io: “L’initiateur de la soirée du même nom sans doute ?” 05/05/2025 à 19:25
Comment ça 40 000? il y avait un monsieur qui a declaré publiquement à Antsirabe que le sac de ciment sera 14 000ar! ou alors il s’est encore fourvoyé dans ses calculs comme d’habitude depuis 2009 avec le riz à 500, l’huile à 12 500, etc, etc
hey hey ! ka izao no hataontsika tompokolahy sy tompokovavy : hanangana usine fanamboarana ciment lehibe indrindra aty afrique isika tompokolahy sy tompokovavy, izany dia hanome asa maro be ho an’ny tanora, ary tsy hanafatra ciment intsony isika … ekena sa tsy ekenaaa ?
Mety nahita reportage momban’i Ramose Dangote any Nigeria angamba lery.