Vu sur les réseaux…
Raha ny fianteheran’ity fitondrana ity amin’ny mpanohitra dia hoy aho hoe very ireto raha tsy nisy ny mpanohitra. Mba marina moa.
– Korontana ny bacc, mifuite ny sujet, mpanohitra
– Mihena ny vidin’ny la vanille, mpanohitra
– Tsy misy ny asa, mpanohitra
– Frantsay ilay Filoha, mpanohitra
– Potika tanteraka ny air Madagascar, mpanohitra
– Nibotsina ny kibon’i sektambra, mpanohitra
– Tsy voaloa ny bourse, mpanohitra
– Tsy voaloa ny karaman’ny vacataires eny amin’ny oniversite, mpanohitra
– Maty ny biby ao tsimbazaza fa tsy ampy sakafo, mpanohitra
– Tsisy vola intsony ao amin’ny Cnaps, mpanohitra
– Cedric 8 cm, mpanohitra
– Lany nanjavona ny fonds d’entretien routier, mpanohitra
– Tapaka ny jiro rehefa fanadinana, mpanohitra
– Politikan’ny fitsitsiana ho an’ny vahoaka fa fety be ny an’ny mpitondra, mpanohitra
– Teraka ny vadin’i maire, mpanohitra
…
Mdrr
Et si je ne suis pas réélu c’est la faute aux mpanohitra . Là on est parfaitement d’accord .
mdr
Tsy azo hanina ny lalana fa telefrik azo hanina miraka @ lay poteau be : mpanohitra ve
nisaraka ry patsa fotsy, ny mpanohitra
fa angaha nisaraka hono?
bah oui
Aoka marina fa toa masiaka loatra kosa ianareo izany!
may vava ilay réseaux sociaux..