Et bé, ils devaient avoir très faim alors.
Ah oui dans le petit guide de survie à Tana, j’avais oublié de mentionner : « ne jamais montrer que vous 10 gony de riz » 🤣
Et même : ne jamais montrer que vous possédez quoi que ce soit dans ce pays de fous, sinon autant vous coller vous-même une cible dans le dos avec la mention « venez me voler ».
Efa fiainan’ny olona any ambanivohitra hatry ny ela io. Any am reo tanàna be dahalo. Tsy misy miseho ary hita hatreny amin’ny endriky ny trano ny fitoviana mba tsy hiavahana hoe manana na dia samy namoaka tsaramaso am gony maromaro ary ny isantokantrano. Tany am faritra ambanivohitry Miandrivazo iny nisy an’izany. Nividy mofo anana kely ny ankizy dia tsaramaso iray tànana keliny iny no nividianany mofo. Endrika takalo ilay varotra, aveo ny tsaramaso avadika vola. Afenina izay vola azo sao hisy handroba na hamono mihitsy. Nomena toerana mihitsy ny zandary ampisy filaminana fa tsisy caserne teo antanàna. Ny couvre-feu amin’io isankalina. Tsy nilamina ihany ny tany tam zany satria ny Ben’ny tanàna ary nisy namono. Fehiny, tsisy fiovana i Madagasikara satria mbola misy miaina an’izany.