na ilay casques (sûr fa voasam niaraka t@ scooter ny tompony)
Rafangy
2 années il y a
eny amin’ny 67 anie ka ataondry zareo anty harona ny tay dia alefany ao e, raha sendra mandalo maraina dia hahita olona milanja sachet, ataony manalavitra ny vatany ilay sachet
Mais retenez-vous voyons…çà peut sérieusement donner des idées au chef-évènementiel katalà:
hamorona fety manokana ohatran’ny ”bataille de la bouse de vache” any Inde isika tompokolahy sy tompoko vavy; andro fetin’ny tora-tay no hataotsika anarany; tsy misy an’io eran’izao tontolo izao afa tsy eto Madagasikara… https://youtu.be/Xt7zpRe9Lts
”Fa ny antsika tompokolahy sy tompoko vavy tain’olona no hifampitorahana fa tsy tain’omby ohatran’ny an’ny karàna. Samy mitondra ny tainy ny mpilalao ary eo Mahamasina no hanaovana an’izany, amizay tsy mila mividy zezika ny kaomina ary tsy mila manambôtra gabone ny vahaoka. Madagasikara tsy maintsy mandroso”
rnaivos dans Le pire qui puisse arriver à l’âge de la retraite ?: “Bravo, et bonne continuation. D’une certaine manière, effectivement, nos trajectoires se rejoignent dans cette même rupture avec le métro-boulot-dodo, même…” 05/10/2026 à 13:00
Dia mazotoa mividy an’ireo akondro eo akailiny ireo o
na ilay casques (sûr fa voasam niaraka t@ scooter ny tompony)
eny amin’ny 67 anie ka ataondry zareo anty harona ny tay dia alefany ao e, raha sendra mandalo maraina dia hahita olona milanja sachet, ataony manalavitra ny vatany ilay sachet
bon bah tay party indray zany
Mais retenez-vous voyons…çà peut sérieusement donner des idées au chef-évènementiel katalà:
hamorona fety manokana ohatran’ny ”bataille de la bouse de vache” any Inde isika tompokolahy sy tompoko vavy; andro fetin’ny tora-tay no hataotsika anarany; tsy misy an’io eran’izao tontolo izao afa tsy eto Madagasikara…
https://youtu.be/Xt7zpRe9Lts
ah oui .. la vache

ah oui