6% e, resy lava e, vitsy an’isa e,…….et pourtant rien qu’en entendant le nom de Ra8, quelqu’un a mal a la tete et court aux wc
RMC
2 années il y a
sans parti pris, tsy mety ho azoko mihintsy ilay fanakanana hatreto. mety sady tsy mitondra korontana sy fahatapahan-dàlana izany ny tsy famelana olona hiditra ao anaty toerana mifefy ve ?
tsy haiko izay any aloha (hoy ilay tonon-kira izay) fa ny an-dapa ary anie atsy ho atsy ka efa tsy ho zone rouge intsony rehefa vita ny kianja manara-penitra e ! ( ary efa vonona tao kay ny maquettes nefa ilay kabary natao ohatry ny hoe vao hevitra nitsiry tao an-dohany tao ilay izy rehefa nahazo micro sy nahita ”vahoakan’antananarivo” izy)
ka ny mpanao ratsy ihany no mahana ka.. certains savent très bien comment peuvent se terminer ces petits “mouvement de foule”.. puisqu’ils ne se sont pas gênés pour envoyer eux même le peuple à l’abattoir en 2009.
elman dans Que veulent les Malgaches ?: “de l’autre côté ça fait 66 ans que l’État central prend le soin de “bâtir leur avenir” : est-ce satisfaisant…” 23/02/2026 à 09:23
Rafangy dans Que veulent les Malgaches ?: “donc, je veux dire que si on laisse à chaque village le soin de batir leur avenir, on verra des…” 23/02/2026 à 09:21
Rafangy dans Que veulent les Malgaches ?: “l’aspiration des malgaches à l’independance n’etait pas la meme: pour les gens de la cote est assujettis aux corvées dans…” 23/02/2026 à 09:19
Rahandy dans Que veulent les Malgaches ?: “On risque d’être déçu sur le retour des 33 millions qui vont dire qu’au final ils veulent du kilalaka, des…” 23/02/2026 à 07:16
Arsu dans Ça aurait été bien un cyclone Gezani à Antananarivo: “Antananarivo, à intégrer dans le Guiness des records: le plus grand urinoir à ciel ouvert.Je ne peux qu’être d’accord avec…” 20/02/2026 à 10:45
elman dans Un mois de février bien agité…: “oui ça aussi entre autre mais surtout ça https://www.facebook.com/share/p/186wqBPFMt/ 🙂” 14/02/2026 à 00:44
angady dans Un mois de février bien agité…: “L’horizon Neuilly sur Marne alors? 🙂 Vous avez bien raison, là, au moins, il y aurait plus de chance que…” 13/02/2026 à 16:26
6% e, resy lava e, vitsy an’isa e,…….et pourtant rien qu’en entendant le nom de Ra8, quelqu’un a mal a la tete et court aux wc
sans parti pris, tsy mety ho azoko mihintsy ilay fanakanana hatreto. mety sady tsy mitondra korontana sy fahatapahan-dàlana izany ny tsy famelana olona hiditra ao anaty toerana mifefy ve ?
tsy haiko izay any aloha (hoy ilay tonon-kira izay) fa ny an-dapa ary anie atsy ho atsy ka efa tsy ho zone rouge intsony rehefa vita ny kianja manara-penitra e ! ( ary efa vonona tao kay ny maquettes nefa ilay kabary natao ohatry ny hoe vao hevitra nitsiry tao an-dohany tao ilay izy rehefa nahazo micro sy nahita ”vahoakan’antananarivo” izy)
ka ny mpanao ratsy ihany no mahana ka.. certains savent très bien comment peuvent se terminer ces petits “mouvement de foule”.. puisqu’ils ne se sont pas gênés pour envoyer eux même le peuple à l’abattoir en 2009.
mazava ka: ireto olona ireto dia sady tsy karamina, na ampitahorina hoe tsy maintsy makany , na taterina amin’ny fiarabe, na tambazana amin’ny fampisehoana ataona mpanakanto fa ireo olona ireo dia mahavita mandeha tongotra lavitra(ohatra antananarivo ivato mandroso sy miverian rehefa noraran’i bombany fiara fitaerana olona) no manefa vola ampaosy fa dia tonga marobe hatrany, ny andry zareo lokona dabampako, efa atao daholo izao rehetra izao mbola tsy mahazaka olona ihany, ohatra iray hafa nandritra ny fankalazana ny andron’ny faha 8 martsa teny Imahamasina, dia vehivavin’ny apokalypsy no nasainy pasiterany izay mahazo tombony amin’izao fitondrana izao nameno ny gradins teny, fa tsy hoe olontsotra tonga noho ny nahimpony, ar izay no naharomotra an’ireo manamboninahitra mpilelabody nandrara ny vehiovavy tim teny amin’ny magro behoririka
Tena mafy be sy danz be lery..
Un couard plutôt non ?
Vao hoe hihetsika ny TIM dia mabdo ny patalohany, tsy fantatra aloha na ylay rano nosotroiny no raraka na zavatra hafa.