Waaa, ça en fait des bouches à nourrir dites donc 🤣
Et on imagine qu’il y en a un sacré paquet qui viennent tous les jours à Analakely pour vendre à la sauvette.
Et donc on n’a que .. 500 places à leur proposer ?
C’est dommage qu’en 16 ans on n’ait pas accéléré le développement des villes périphériques.
Inutile de réinventer la roue en créant des villes nouvelles, il suffisait de développer celles qui existent déjà aux 4 coins de la Capitale.
Mais aujourd’hui, rien n’a été fait et la démographie galopante fait maintenant toc toc à la porte… le ventre vide.
Azafady tompoko.
.
Izahay dia tsy mba miseho ho manam-pahaizana fara-tampony. Fa ilay resaka province ve mbola mitombona sa ilay resaka région no voaresaka amin’ty lalam-panorenana nofidiana tamin’ny karnem-pokontany ty. Satria dia tsy hay intsony hoe firy ny Région eto am’ zao.
.
Antananarivo dia voafatitr’ireto faritra 4 ireto : Analamanga, Bongolava,Itasy ary Vakinakaratra. Noho izany raha misahana ny faritra iray dia aoka mba hisahana ny district 8 na mihoatra an’izay ho an’Antananarivo.
.
Ho an’Antananarivo Renivohitra (district), mety very kely Elman fa mitombona ilay olan’ny tsena. Mankanesa ianareo eny la haute fa ho hitanareo miavaka ny tsenan’Anosibe ohatra… Dia tokony tahaka izay ihany no atao am’ireo mpivarotra rehetra ireo.
.
Za zao mahita, inona no idiran’ny mpivarotra planche surf eny Behoririka. Sao dia any amorontsiraka izany mpivarotra izany no tokony hipetraka…
angamba Faritra (région)Analamanga io 6 tapitrisa io fa tsy ny faritany(province), ary araky nyfifidianana tamin’ny karinepokotany dia ireto ny rafitra misy: faritany(6), faritra(22 fa efa nozaraina roa i Vatovavy sy Fitovinany dia lasa 23 , nefa mbola hoe hozaraina koa ny Alaotra Mangoro sy Analanjirofo, sy izay mitaky hafa any dia asa ho lasa firy marina izany), distrika(119) kaomina 1693 ary fokotany19 340, fa ny faritany dia tsy misy resaka mihitsy,
hoy ry korotamby mandova mbola velona: tsy Antananarivo irery akory no Madagasikara, fa mahazo manjaka ny fakana ankeriny any Anjozorobe sy ankazobe, ny tsy fandriapahalemana aty Atsimondrano, Avaradrano, Manjakandriana, Andramasina, Ambohidratrimo fa tsy misy zandary , miaramila sy polisy hanampy ny efa any izany fa ny avy any aza no hakana hilalao karatra eo Analakely
Le budget que Cédric veut allouer à Tanamasoandro peut suffire à refaire toutes les villes périphériques de Tana.
Mais bon , « werawera tsy maintsy mandeha »
et c’est bien tout cela que l’on critique ces 16 dernières années