ny werawera no lehibe indrindra, mba hafany milaza hoe izaho no voalohany nitarika izany SADC izany tompokolahy sy tompokovavy(dia ny V rehetra moa dia mihoby sy mitehaka, fa tsy mety fantatry ry zareo fa toerana miodina anie io e)
Rafangy
1 année il y a
nisy mpiasampanjakna nanadio teny amin’ny lalana Ambohitrimanjaka-Andranotaphina iny, dia teo anoloan’ireo tatezana roa(Andriatany sy Imamba) sy ilay sampandalna ihany no nataondry zareo, dia ny elanelan’ireo tatezana ireo tsy nokitihina nefa tsy ampy 80metatra akory, ny ery amin’ny fanariampako indray dia nambolena zanak’akondro fa tsy misy mitondraka moa dia efa misy ny malazo, izay no atao hoe fitondrana nouzalon
tsytiafoza
1 année il y a
Si le président de la SADC serait impliqué dans l’affaire de boeing 777, est-ce que tous les pays membres pourraient être sanctionnés? Juste pour leur dire qu’ils auront affaire à Nouzalon.
Sam dans Vendeur en boutique, un métier en voie de disparition aussi ?: “Et elle n’a même pas proposer la cabine de peinture gonflable ? https://www.leroymerlin.fr/produits/cabine-vevor-de-peinture-gonflable-4x3x2-75-m-avec-souffleur-de-750-w-gris-75007683.html?megaBoost=&at_medium=Search%2Bengines&at_source=google&at_campaign=fiche-gratuite” 15/08/2026 à 15:24
elman dans Vendeur en boutique, un métier en voie de disparition aussi ?: “Alors mécanicien chevronné effectivement.. mais par contre peintre complètement débutant lol .. https://actutana.com/wp-content/uploads/2026/08/20260814_1119513.jpg … et ma foi pour une première…” 14/08/2026 à 15:12
Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Il ne faut pas oublier le cas du Vatovavy Fito Vinany, ces gens qui sont voisins mais qui ne peuvent…” 09/08/2026 à 18:39
ny werawera no lehibe indrindra, mba hafany milaza hoe izaho no voalohany nitarika izany SADC izany tompokolahy sy tompokovavy(dia ny V rehetra moa dia mihoby sy mitehaka, fa tsy mety fantatry ry zareo fa toerana miodina anie io e)
nisy mpiasampanjakna nanadio teny amin’ny lalana Ambohitrimanjaka-Andranotaphina iny, dia teo anoloan’ireo tatezana roa(Andriatany sy Imamba) sy ilay sampandalna ihany no nataondry zareo, dia ny elanelan’ireo tatezana ireo tsy nokitihina nefa tsy ampy 80metatra akory, ny ery amin’ny fanariampako indray dia nambolena zanak’akondro fa tsy misy mitondraka moa dia efa misy ny malazo, izay no atao hoe fitondrana nouzalon
Si le président de la SADC serait impliqué dans l’affaire de boeing 777, est-ce que tous les pays membres pourraient être sanctionnés? Juste pour leur dire qu’ils auront affaire à Nouzalon.
je crois que nouzalon va garder cette affaire jusqu’à la fin du sommet de la SADC, et après, le Monjavelo pourra etre victime d’un avc
Fitondrana SADiK zany. Ny an-tratra tsy lavo…