Napetaka any @ slip angamba ny korotamby t@ io andro io fa mba nahalàla menatra ny kôndrana. Dia tsy maintsy miaritra ihany koa raha sendra voatsindron’ny paingotra ny tazia 8cm.
“…Il va porter des pagnes comme Andrianampoinimerina” mais Andrianampoinimerina, il en avait bien lui sous sa pagne, pas comme celui-là qui ne fait que faire tirer sur des civils sans armes
Nifin'Akoho
1 année il y a
Ity razoky ity sady tsy cowboy no tsy mpiandry omby. Ohatry ny tsy zakan’ny sorony intsony ny lohany. Mavesatra loatra lay hoe loholona marina.
Par contre un peu long le lamba là non ?.
Ka ianareo kosa mandrangitra azy amin’ireo galona be tsy tambo isaina apetrany amin’ny fitafiany dia io mba takonany amin’y lamba io… Fa ny tsy haiko fotsiny hoe, misy galona hatrany amin’ny patalohany angamba dia izay nanaovan an’ilay lamba ho lavabe.
fa ny galona sy korotamby apetany amin’ny akanjony anie ka tsy mbola nisy teto Gasikara e! ekena hoe tany Thailande, Frantsa sy Bekintana izy fa na any koa az atsy misy an’ireo sarina galona ireo,angamba novidiany teny amin’ny puces sy tamin’izy tany amin’nybekintana dia nandalo kely tany Meksika, ny tany Thailande indray moa dia makeny amorondranomasina sy ny hotely(de passe) dia mitsimpona izay hita eny
zana
1 année il y a
Il manquait le santiag pour devenir en apprence un cow boy du Texas
Haja dans Au fait l’elman, tu te positionnes comment…: “Le président n’a ni le droit ni assez de pouvoir pour donner son avis sur l’Ukraine, si on veut demander…” 25/02/2026 à 10:45
Miserana dans Que veulent les Malgaches ?: “S’ils avaient un marteau, une cloche et une chanson, ça aurait marcher peut être ? Et bien sûr qu’ils prennent…” 25/02/2026 à 10:42
Rahandy dans Pffff, tous ces intrigants de la diaspora: “Je ne sais pas si on peut attendre quelques choses de quelqu’un avec un langage si “soutenu”. A force d’être…” 25/02/2026 à 09:54
Rafangy dans Que veulent les Malgaches ?: “plutot, cela fait 66 ans qu’ils prennent l’Etat central comme la personne qui doit s’occuper de tous leurs besoins, isaky…” 25/02/2026 à 09:47
Rafangy dans Pffff, tous ces intrigants de la diaspora: “““La Nation court un grave danger, il est urgent que nous nous rencontrions monsieur le PRRM pour en discuter” et…” 25/02/2026 à 09:44
elman dans Que veulent les Malgaches ?: “sauf que jusqu’ici c’est plutôt adieu veau vache cochon ?” 24/02/2026 à 17:51
Coco dans Que veulent les Malgaches ?: “Et puis il y a des villages où certains transporteurs ne souhaitent pas la refection des routes pour continuer avec…” 24/02/2026 à 16:14
Raza dans Que veulent les Malgaches ?: “« Que veulent les Malgaches ? »Le beurre, l’argent du beurre et la croupe de la crémière.C’est bien d’avoir des ambitions et…” 24/02/2026 à 16:05
il cherche tous les moyens ridicules pour se faire remarquer. Il a commencé par les korotamby. Il va porter des pagnes comme Andrianampoinimerina
Napetaka any @ slip angamba ny korotamby t@ io andro io fa mba nahalàla menatra ny kôndrana. Dia tsy maintsy miaritra ihany koa raha sendra voatsindron’ny paingotra ny tazia 8cm.
“…Il va porter des pagnes comme Andrianampoinimerina” mais Andrianampoinimerina, il en avait bien lui sous sa pagne, pas comme celui-là qui ne fait que faire tirer sur des civils sans armes
Ity razoky ity sady tsy cowboy no tsy mpiandry omby. Ohatry ny tsy zakan’ny sorony intsony ny lohany. Mavesatra loatra lay hoe loholona marina.
moi je pensais plutôt à … ran tan plan
Toujours fidèle à Likiliky ve? Super renifleur en sus.
Bomba marchand de tapis 😛