je me souviens qu’avant de s’en prendre à un colonel Sambiheviny, cet ex dahalo a été porté en héros par un KMMR déboussolé car il a eu les « cojones » de s’en prendre aux sbires qui ont fait les barrages en 2002
son taxi-brousse a été arrêté par un barrage de ..gendarmes. il croyait peut être que c’était ses potes coupeurs de route. s’il prend un taxi-brousse, c’est encore pour s’enfuir.
J’ai côtoyé Pety à Fianarantsoa dans les années 90, lui l’éternel étudiant MFM qui ne voulait pas de la reforme de l’université et qui manipulait le jeunes pour arriver à ses fins.
A priori, il n’a pas changé, il a juste élargi son terrain de jeu ce n’est plus l’université mais le pays…
Avant de lui jeter la première pierre, reprenez votre souffle. Croyez-vous un seul instant que la majorité des candidats à la prochaine présidentielle serait blanc comme neige ?
Naona > je fais une constatation que le personage n’a pas changé et qu’il prone chaque fois de desordre général chaque fois que ça ne va pas dans « SON » intéret.
Vous avez raison, mais qui est le malagasy ou bien même un seul « olombelona » qui refuse de perdre ses intérêts, si « madio »? Toutefois, j’émets des réserves sur des malversations, je pense que votre explication irait dans ce sens
Il n’y avait pas de trottoirs mais des bords de rn7 en plein ville. Et c’était pendant la transition. Le pire c’est qu’il y a des endroits dangereux qui risque de tout foutre en l’air, qu’il livrait lui même des permis de constructions.
zany mihintsy,
za aloha dia mbola nivezivezy tany t@ reny resaka MFM ireny satria ny tena mbola tena tanora , mbola latsaky ny 18 taona ary ary nanana namana tena vosasa atidoha tany mihintsy
marina fa samy manana ny ataony hoe fandrosoana, faraha izaho aloha dia tsy nahita, ny hitako sy fantatro dia nanjavona ny vola tao amin’ny kaomina nefa tsy trano vaky, tsy varavrana nipitsoka, dia tsaroako koa ilay taratsy fotsy nasiany soratra hoe bon pour 200 millions fng nalefany tany amin’ny tresorier pirincipal fianar, ka rehefa tsy nanaiky nanome azy vola io olompanjakana io dia norahonany hoe@tsy fantrar’ialahy angaha izaho? fa izaho anie no Ra8 eto fianar e, ka avoahin’ialahy io vola io! saingy niziriziry tsy nety namoaka ilay olompanjakana, dia navoakaan’ingahy pety ny resaka foko,
ny hoe tsy hita izy, dia inona ny marina:tsy notadiavina ve sa tena tsy hita tokoa, satria mba nalaza ho mahay sy fetsy ihany i andrianafidisoa fa voasambotra ihany
eny oa, fa raha ampifandraisana @ le commentaire an-dRaleva dia efa tsy EPP intsony satria tsy voa mianatra migadra fa efa mba fianarana ambonin’ny figadrana. TSy efa ho hitany tsy ho ela indray ve izay paik’ady hivoahana ao!
dia nivadika nanao politika!betsaka ny toa azy fony andron’ny revolisona: vaovao benjamin, cyrille rasambozafy, l’autre depute decede aux indes(avant l’arrivee de mangableu la-bas), etc, etc
Tabraka
6 années il y a
Je ne comprends pas; Pourquoi Mr Elman utilise le mot ex-dahalo? Depuis quand il ne l’est plus? Niova fo? Je ne suis pas au courant.
Ralay Rock dans Nouzalon installer un boulodrome dans chaque fokontany: “Horaisi »NY » amin’ny fomba manetriketrika e…. « Raha tsy teo ny fanohanana nataon’ny fanjakana tsy tonga tamin’izao tanjona ambony dia ambony ……” 13/12/2024 à 15:20
GasyKely dans 278 voix valides dans ce BV: “– Nisy goaka hono le tafo dia tsy maintsy mifindra BV fa avy ny orana! – Dia tapaka koa ny…” 12/12/2024 à 18:02
GasyKely dans Syrie : kay: “Tsy tara loatra ve zany! Zao izy no atao mina MN amin’izao fahavelomany zao satria izy tsy niandry anareo maty…” 12/12/2024 à 17:51
babakaty dans Pendant ce temps, à Ivato …: “Je croyais que pour parler de la réélection d’un transfuge Tim dans la commune d’Ivato,lPenjy” 12/12/2024 à 15:18
je me souviens qu’avant de s’en prendre à un colonel Sambiheviny, cet ex dahalo a été porté en héros par un KMMR déboussolé car il a eu les « cojones » de s’en prendre aux sbires qui ont fait les barrages en 2002
Ex-dahalo? Il l’est encore.
son taxi-brousse a été arrêté par un barrage de ..gendarmes. il croyait peut être que c’était ses potes coupeurs de route. s’il prend un taxi-brousse, c’est encore pour s’enfuir.
Non, il est monté en grade
lany sahady ny vola nivarotana ny varin’ny tiko ?
Fa ahoana enao ry pepety no manaiky hosamborina fotsiny hoatr’zao a.tohizo h@ farany io fikomiana io
J’ai côtoyé Pety à Fianarantsoa dans les années 90, lui l’éternel étudiant MFM qui ne voulait pas de la reforme de l’université et qui manipulait le jeunes pour arriver à ses fins.
A priori, il n’a pas changé, il a juste élargi son terrain de jeu ce n’est plus l’université mais le pays…
Avant de lui jeter la première pierre, reprenez votre souffle. Croyez-vous un seul instant que la majorité des candidats à la prochaine présidentielle serait blanc comme neige ?
Naona > je fais une constatation que le personage n’a pas changé et qu’il prone chaque fois de desordre général chaque fois que ça ne va pas dans « SON » intéret.
Vous avez raison, mais qui est le malagasy ou bien même un seul « olombelona » qui refuse de perdre ses intérêts, si « madio »? Toutefois, j’émets des réserves sur des malversations, je pense que votre explication irait dans ce sens
si on veut un candidat « blanc comme neige », alors ce sera un fœtus dans le ventre de sa mère.
+1
hahaha, bien dit
Tsa vaivain-draha. Fa nandroso i Fianarantsoa t@ izy ben’ny tanàna voalohany. Nofandrihindry zalahy izy matoa azo. Fa tadidio fa tsy hitan’ny fanjakana mihitsy izy t@ andron-dRavalomanana reny raha tsy natao ôtage ny vady amanjanany.
namidiny hatramin’ny trottoir rangahy ity ka nandroso ahoana a. mba anontanio ihany ny any ambala.
Ianao mihitsy no tsy maharaka, PDS izy t@ nivarotra trottoir ireny. Fa tsy t@ izy ben’ny tanàna voalohany
Ahoana izany mivarotra trottoir izany fa tsy arako
Namidin’lery daholo ny moron’ny RN7 😀
mais les trottoirs n’ont pas de titre de propriété. Comment peut-on les vendre?
Il n’y avait pas de trottoirs mais des bords de rn7 en plein ville. Et c’était pendant la transition. Le pire c’est qu’il y a des endroits dangereux qui risque de tout foutre en l’air, qu’il livrait lui même des permis de constructions.
raha azony namidy io tanana rehetra io dia nataony. pety dia vola vola ihany. rehefa resy amin’ny ady hevitra dia adim-poko no atsangany.
zany mihintsy,
za aloha dia mbola nivezivezy tany t@ reny resaka MFM ireny satria ny tena mbola tena tanora , mbola latsaky ny 18 taona ary ary nanana namana tena vosasa atidoha tany mihintsy
hahaha, mahatap-tsinahy mihintsy ity fitiavam-bola ity ka,
MDR
izaho manolotra hoe : lol=mdr=tpt mba samy manana ny azy.
hahaha
marina fa samy manana ny ataony hoe fandrosoana, faraha izaho aloha dia tsy nahita, ny hitako sy fantatro dia nanjavona ny vola tao amin’ny kaomina nefa tsy trano vaky, tsy varavrana nipitsoka, dia tsaroako koa ilay taratsy fotsy nasiany soratra hoe bon pour 200 millions fng nalefany tany amin’ny tresorier pirincipal fianar, ka rehefa tsy nanaiky nanome azy vola io olompanjakana io dia norahonany hoe@tsy fantrar’ialahy angaha izaho? fa izaho anie no Ra8 eto fianar e, ka avoahin’ialahy io vola io! saingy niziriziry tsy nety namoaka ilay olompanjakana, dia navoakaan’ingahy pety ny resaka foko,
ny hoe tsy hita izy, dia inona ny marina:tsy notadiavina ve sa tena tsy hita tokoa, satria mba nalaza ho mahay sy fetsy ihany i andrianafidisoa fa voasambotra ihany
Tena tian’ny lery mihintsy ilay mifonja ah!
fini la récré pour le gamin. c’est la rentrée à l’epp Antanimora.
hahaha, je pense qu’il n’est plus à l’EPP mais il est déjà universitaire
Tena lasa nigadra nedala an
eny oa, fa raha ampifandraisana @ le commentaire an-dRaleva dia efa tsy EPP intsony satria tsy voa mianatra migadra fa efa mba fianarana ambonin’ny figadrana. TSy efa ho hitany tsy ho ela indray ve izay paik’ady hivoahana ao!
Lany session teny @ Fac ny Science ny Univ Fianar lery iny.
hay de makany @ fac d’Antanimora izany !
dia nivadika nanao politika!betsaka ny toa azy fony andron’ny revolisona: vaovao benjamin, cyrille rasambozafy, l’autre depute decede aux indes(avant l’arrivee de mangableu la-bas), etc, etc
Je ne comprends pas; Pourquoi Mr Elman utilise le mot ex-dahalo? Depuis quand il ne l’est plus? Niova fo? Je ne suis pas au courant.
Mba efa manao kravaty kosa lery e..
Sa dahalo eo ambony latabatra ?