
Quand les réalités du pays vous reviennent en pleine tronche, comme un boomerang 🤣
Encore une fois, tous les “zava-bita” que vos réaliserez … bah ce sera de la confiture donnée aux cochons. Io izy io, en plus avec 2 zébus misy bosse 🤣
Construisez plutôt 20 000 écoles ou encore 200 000 salles de classe et autant d’enseignants qualifiés, là oui une vingtaine d’années après il y aura enfin une toute petite lueur d’espoir.

En attendant… bah io izy io. On se croirait dans le film “Les visiteurs“, la réalité dépasse souvent la fiction au pays endémique, non mais okay ? 🤣
5072.07 ar
4466.94 ar
Ilay izy anie tokony ovaina fotsiny anarany hoe RN2Bis ohatra na RN Sucrée du Peuple ohatra dia milamina daholo ny tanàna e, tehaka sy horakoraka aza angamba
8km ve de ho RN? na dia bis aza. Aleo ihany AR1, Avenue Radomelina I
Le tanety ngazana menabe manodidina,
Ka mbola hitohy anie io na izany ary e. Efa alavidabitra ihany voatototra miala eo Ambohimanga.
Ny vola ary vao ho karohina! Vatofototry ny taona 2025 io hanjembinjembena ny efa reraky ny fitadiavana sy ireo nobadoina.
Nareo ve ahalany ny vola vao ho tadiavina e. 2025 isika izao, mbola malaza ny ombitsaretin-draleva miakatra ny renivohitra. Inona ny niova taminy hoy ianao ? Ny kodiarana sy ny omby tsisy trafony, bosse moa izy izay. Very e. Soa fa mba nomena ny mpanao baolina ny anaran’i barea fa tsy rana.