ianao kosa dia miangatra e! efa niteny ingahy JB OLIVIER ministra fe hoe noho ny tsy fahampian’ny rano ao Andekaleka dia ho tapaka ny jiro ary tsy fantatra ny faharetany! hihihihihihi!
fa mahagaga an! Andekaleka dia 90MW angamba izy izay, dia misy an’i Mandraka, Antelomita sy ireo gropy mandeha amin’ny solika ireo, efa nisy fotoana aza nilaza ry JB Olivier fa mihoatra ny ilaina ny vokatr’ireo mpihinana solika ireo dia maninona no Andekaleka foana no homentsiny?tena ritra tanteraka iznay ny vola tsy misy hividianana solika na dia 1 citerne fotsiny aza?
omaly ny tety aminay tapaka ny maraina
RMC
1 année il y a
tsy ho an’ny rehetra izany ram’s aa ! notre ami en commun vient de signer un accord pour l’octroi gratuit de 5.000 litres de carburants + groupe électrogène (s) pour le sommet de la sadc
mpijery dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Misy mihevitra fa potion magique ilay fédéralisme, nefa raha hataotao fotsiny tsy am-piheverana dia hizara 6 na 23 na x…” 08/08/2026 à 15:38
MasyLau dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Fédéralisme OU Décentralisation ? Voilà une question épineuse qui devient de plus en plus une question d’actualité à Madagascar Une…” 05/08/2026 à 17:17
petakaman dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “S’il y a un homme politique en qui on peut vraiment, mais alors là vraiment faire confiance, c’est bien Siteny.…” 05/08/2026 à 11:47
petakaman dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “non pas de souci à se faire ka, n y malagasy zavatra kristianina sy silamo mpivavaka beuh daholo mameno fiangonana…” 05/08/2026 à 11:32
Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Revenons encore un peu plus loin, le francais Etienne de Flacourt arriva a Fort Dauphin vers 1650 et y fonda…” 05/08/2026 à 09:12
Alina izao dia efa tratra 4h de delestage izahay.
tsy misy filaza tsy misy na inona na inona evidement
ianao kosa dia miangatra e! efa niteny ingahy JB OLIVIER ministra fe hoe noho ny tsy fahampian’ny rano ao Andekaleka dia ho tapaka ny jiro ary tsy fantatra ny faharetany! hihihihihihi!
fa mahagaga an! Andekaleka dia 90MW angamba izy izay, dia misy an’i Mandraka, Antelomita sy ireo gropy mandeha amin’ny solika ireo, efa nisy fotoana aza nilaza ry JB Olivier fa mihoatra ny ilaina ny vokatr’ireo mpihinana solika ireo dia maninona no Andekaleka foana no homentsiny?tena ritra tanteraka iznay ny vola tsy misy hividianana solika na dia 1 citerne fotsiny aza?
omaly ny tety aminay tapaka ny maraina
tsy ho an’ny rehetra izany ram’s aa ! notre ami en commun vient de signer un accord pour l’octroi gratuit de 5.000 litres de carburants + groupe électrogène (s) pour le sommet de la sadc
elle n’est pas belle la vie ?