sady tokony dinihan’ilay mpikarakara koa hoe ny olona mihaino an’ireo artistes rehetra ireo anie ka ilay zandry kely mitondra radiocarte mikotrana vao maraina ireny daholo e… ilay mampiditra etsy sy eroa fa tsy hijery spectacle à 20.000 balles… raha natao 5.000Ar ary io mbola mety ho lafo, fa ny tena nety dia Coliseum à 3000Ar, … mety ho reraka indray ary hanisa vola
Mba nahazo ny cachet-ny ary ve ireto artiste malaza ireto sa dia nody maina? Raha ny isan’ny mpijery toa tsy mahaloha ny location an’ny palais des sports akory…
angady dans La bataille de clochers autour du taux de croissance: “dans un système aussi désorganisé, les chiffres ne signifient malheureusement pas grand chose. ça, c’est votre perception, la réalité est…” 16/06/2025 à 21:56
The Man dans Ça craint un peu les fety fety dans les espaces en ce moment: “Les rapports d’autopsie devraient éclaircir nos lanternes. C’est des cas de mort suspect requerant de plus profondes investigations mais malhereusement…” 16/06/2025 à 16:42
Ity izany ilay hiran’i Heritiana Rebika e. Inona no tsy ampy, ny olona, inona no nihaotra, ny seza https://youtu.be/MmReWFLJqQg
J’attends le Madagougou chaud du 13 mai 😛
Ka ny public an zareo matetika ilay zatra zaraina 5000Ar sy kovet fa @ ity zareo indray no asaina mandoa vola, tsy tonga ny olona
15-20 000 ar pour aller écouter une clé usb effectivement ça fait un peu cher
sady tokony dinihan’ilay mpikarakara koa hoe ny olona mihaino an’ireo artistes rehetra ireo anie ka ilay zandry kely mitondra radiocarte mikotrana vao maraina ireny daholo e… ilay mampiditra etsy sy eroa fa tsy hijery spectacle à 20.000 balles… raha natao 5.000Ar ary io mbola mety ho lafo, fa ny tena nety dia Coliseum à 3000Ar, … mety ho reraka indray ary hanisa vola
fa ny tena nety dia Coliseum à 3000Ar, … mety ho reraka indray ary hanisa vola
Mmh, ça me rappelle un y-zit au Coliseum… ily avait encore moins de monde que sur la photo, une véritable… Tragédie ?
ouille
ouh la la la surenchère ah ah ah
ça fait mail e… porofo zao fa efa niova fo daholo ny 80% gasy
il y a beaucoup de ghosts qui ont assisté a leur concert
Mba nahazo ny cachet-ny ary ve ireto artiste malaza ireto sa dia nody maina? Raha ny isan’ny mpijery toa tsy mahaloha ny location an’ny palais des sports akory…
Tokony nandray anjara tao i DJ CDRIK miaraka @ fizaràna vola ho an’ny mpijery : feno io palais des sports io raha izay an.
Alohan’ny andehanan’ny clipnreo lay misy mikiakiaka iny foana. Mankaleo be. Midona amin’ny poteau ko ndraindray e. Mba mahavoa masonangatra.
normal, leurs fans sont des gens qui ont plutôt les moyens d’entrer gratuitement. Et ça sent aussi les artistes un peu mpanohana, non?
ah ça existe? je pensais qu’ils marchent au gain