On va réparer les routes tompokolahy sy tompokovavy
En pleine période cyclonique ?
Archives des dépêches
Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂
Rahoolding ah sao dia tokony hanohitra isika fa ny lalana ange tsy azo hohanina eh, toriteny ny pasitera ndray ve no atao anahirana ?
tsy mety izany hanohitra an’i mamimbahoaka izany e! izaho raholdingue anie ka nanao memoire (sa these akory ary) sady mpanao karaté no mitonra basy foana dia hiaraka amin’ny mpanohitra tsy mahita ny fandrosoan’i Gasikara izao ve e? tsy misy lalana simba izany eto fa photoshop amboarain’ny mpanohitra daholo ireny, mitongava aty amin’ny boriboritany faha5, ohatra eny Andraisoro raha misy an’izany