aleo foana mianatra ny ankizy mba tsy hanaotao fahatany rehefa lehibe! fa angaha vitan’ny takalo izy ity sa nampatsiahivin’i asterix hoe tamin’ny andron’i deba , nisy afrikana tatsimo telo lahy nipetraka tsy nahazo alalana tao Manajary dia nogadraina taty antanimora dia hoy i deba tamin’i pieter botha hoe avotsory i mandela dia averiko izy telo lahy fa nangetroan’i pieter botha fotsiny, dia tsy nijanona roa sa telo volan atao antanimora akory izy telolahy dia “nisy namoaka” dia teo ankorahotra no nofofon’ny alika mpitsongo dia farany , feo sisa no nandeha hoe tany Moramanga ry zalahy no nandray fiaramandina,i marco dia mizaka ny zompirenena frantsay, miaramila frantsay taloha ny dadany, avy eo ambohimanarina, i fanirisoa dia refugiée politique, manana sata manokana
heverin’ireto vendra-po*ry fa mitovy @ ”échange de prisonniers de guerre” angamba izy ity. Tena mahamenatra; ao afaran’ilay kata-là pipipatalou dia io ndray izy io. Amporisihan’i Escrobar sy KDNLK-LLNBV dia lasa handeha hanala baraka tena. Tena marary saina grave be. Mieritreritra ny hibetroka sy hanalika an’i Macron ohatran’ny nanaovany an’i Rakrisy angaha?
Resaka fahaizana mifehy lalàna io, ary tsy ny lalàna anatiny ihany saingy rehefa hoe ‘Izay tsy nanota taminareo’ no itondrana azy sy aloakan’ny vavan’ny mpiandry malaza dia tsy mahagaga raha andeha hanala baraka antsika rehetra tena any indray ry mamimbahoaka.
On reste à notre niveau, la risée de toute la Voie Lactée.
comment ça , on vous donne ? à oui en échange de quelques euros , peut être , et d un semblant de considération ?
Hary
2 années il y a
Les dirigeants oranges devraient se calmer . Si ils croient qu’ils vont faire chanter un pays comme la France ,alors ils se trompent.
Ces dirigeants oublient trop vite les personnes qu’ils ont envoyé mourir en 2009.
Il y a une belle ville en Hollande avec un très beau tribunal : La Cour pénale internationale ….
Numerobis dans Les journalistes et les artistes: “Beaucoup de pays ont émergé ou ont évolué de façon significative, surtout économiquement, quand ils ont été dirigés par des…” 26/04/2026 à 07:13
Numerobis dans Les journalistes et les artistes: “Je l’ai déjà dit ici, journalistes et personnalités de médias, souvent, font n’importe quoi ou ne font rien quand on…” 26/04/2026 à 07:00
Hary dans La fortune d’Elon Musk est d’environ 810 milliards de $: ““L’enrichissement matériel viendra naturellement avec un changement généralisé des mentalités, c’est une certitude à ce stade, j’en suis convaincu”. La…” 25/04/2026 à 11:54
Rakotovelo dans Une actualité morose: “Quelle refondation ? Lol” 25/04/2026 à 11:42
The Man dans Le pleurnichard roublard: “Le photocopieur de service selon les mauvaises langues!” 25/04/2026 à 02:10
elman dans L’émergence de mon impuissance: “le “diviser pour mieux régner” a hélas très bien fonctionné pendant la colonisation. … et il continue de bien fonctionner…” 24/04/2026 à 21:17
Coco dans L’émergence de mon impuissance: “ils ont été bien ravagés qu’ils ont pu réussir à se redresser.J’ajouterai à cela “collectivement”. On a souffert ensemble, on…” 24/04/2026 à 16:29
aleo foana mianatra ny ankizy mba tsy hanaotao fahatany rehefa lehibe! fa angaha vitan’ny takalo izy ity sa nampatsiahivin’i asterix hoe tamin’ny andron’i deba , nisy afrikana tatsimo telo lahy nipetraka tsy nahazo alalana tao Manajary dia nogadraina taty antanimora dia hoy i deba tamin’i pieter botha hoe avotsory i mandela dia averiko izy telo lahy fa nangetroan’i pieter botha fotsiny, dia tsy nijanona roa sa telo volan atao antanimora akory izy telolahy dia “nisy namoaka” dia teo ankorahotra no nofofon’ny alika mpitsongo dia farany , feo sisa no nandeha hoe tany Moramanga ry zalahy no nandray fiaramandina,i marco dia mizaka ny zompirenena frantsay, miaramila frantsay taloha ny dadany, avy eo ambohimanarina, i fanirisoa dia refugiée politique, manana sata manokana
heverin’ireto vendra-po*ry fa mitovy @ ”échange de prisonniers de guerre” angamba izy ity. Tena mahamenatra; ao afaran’ilay kata-là pipipatalou dia io ndray izy io. Amporisihan’i Escrobar sy KDNLK-LLNBV dia lasa handeha hanala baraka tena. Tena marary saina grave be. Mieritreritra ny hibetroka sy hanalika an’i Macron ohatran’ny nanaovany an’i Rakrisy angaha?
aleo foana mianatra ny ankizy e! hadinon’i mipipiampataloha 13ème dan sahady angamba ny nametrahan’ingahy Macron azy tamin’ilay seza kely sady natao mialohan’ny resaka ny tafa tamin’ny mpanao gazety,i kdnlk llnbv moa dia tsy misy zavapantany izany fifandraisana iraismpirenena izany, i escrobar moa dia lasa foana ny saiko hoe ahoana no naneken’ny serbie azy ho consul?
Resaka fahaizana mifehy lalàna io, ary tsy ny lalàna anatiny ihany saingy rehefa hoe ‘Izay tsy nanota taminareo’ no itondrana azy sy aloakan’ny vavan’ny mpiandry malaza dia tsy mahagaga raha andeha hanala baraka
antsika rehetratena any indray ry mamimbahoaka.On reste à notre niveau, la risée de toute la Voie Lactée.
comment ça , on vous donne ? à oui en échange de quelques euros , peut être , et d un semblant de considération ?
Les dirigeants oranges devraient se calmer . Si ils croient qu’ils vont faire chanter un pays comme la France ,alors ils se trompent.
Ces dirigeants oublient trop vite les personnes qu’ils ont envoyé mourir en 2009.
Il y a une belle ville en Hollande avec un très beau tribunal : La Cour pénale internationale ….
Leurs têtes seront au bout d’une pique avant même d’arriver à La Haye…