Oh, “Mada groupage” un service intéressant

Loading

Dépêche Madagascar > Madagascar

Voir : Mada groupage

Envoi assuré de lettres, de colis, et ce dans les 2 sens (Paris Tana) c’est sympa ça.

Tant pis pour la Paoma si elle ne veut pas assurer correctement cette mission, d’autres le feront à leur place.

Actutana sur Whatsapp

Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂

S’abonner
Notification pour
guest
6 Commentaires
Le plus ancien
Le plus récent Le plus populaire
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
justice-madagascar.org
justice-madagascar.org
3 années il y a

mada groupage services tao Châtillon no mada groupage voalohany fantatray teo île de France. Angamba io mada groupage resahin’i actutana io izany ilay an’ ireo olona ao andapa, mivahiny ao Paris izao ka naka tahaka ilay voalohany. Lazao raha manana vaovao ianareo …

Malala
Malala
3 années il y a

Ary otrany toa misy koa ao Maurepas sa diso aho ? dia miaraka ve reo sa tsia ? Dia mba miandry vaovao an’izay mba misy koa azafady , dia isaorana mialoha

Harry
3 années il y a

Rehefa tonga eo amin’io toerana io dia samy mba mitady izay ny mahasoa azy ny rehetra, manana facilité koako ny ao andapa satria mety tsy dia sahirana loatra rehefa mamoaka entana, rehefa tapitra ny anjarany dia mamorona zavatra hafa indray izay mandimby azy eo

Doraadm
Doraadm
3 années il y a

Ito ilay ety Faravohitra ry elman a.
ery ampitan’ilay tohatohabato kely akaiky tranonjiro ary ambany ary, ilay manivaka direct any @ pavillon avy eo.
Maro ny olona mitady an’io dia tonga hatraty @ Tavao fa diso tohatohabato

Fil info

Vos réflexions