Efa ni s’informe aho dia tsy misy vol mihitsy @ io plage horaire io : surtout vol internationale….et nationale (normalement avec les changement d’horaire), fa ny vol privé no tsy hay.
Na tsy nisy NOTAM ary izany no tiako lazaina
Rafangy dans Que demande la population au quotidien ?: “moi, aussi, j’ai toujours en tete ce que vous ecrivez, mais une question, une seule n’a pas de reponse: comment…” 24/06/2026 à 12:07
Rafangy dans Que demande la population au quotidien ?: “curieux, mais les 3 premiers piliers ont deja existe avant 1975, pour le 4ème, je ne peux pas me prononcer…” 24/06/2026 à 11:57
mpijery dans Que demande la population au quotidien ?: “Il manque un cadre strict sur ce qu’on veut vraiment mais que les “hetahetam-bahoaka” ne vont pas nécessairement remonter Indépendance…” 24/06/2026 à 11:13
MasyLau dans Que demande la population au quotidien ?: ““Fotoambavaka nationaly” Pourquoi avoir des doutes ? Hoy ny ohabolan’ny taolo : “Ny fanahy no maha-olona” . Ao amin’ny hiram-pirenena…” 23/06/2026 à 18:29
Efa ni s’informe aho dia tsy misy vol mihitsy @ io plage horaire io : surtout vol internationale….et nationale (normalement avec les changement d’horaire), fa ny vol privé no tsy hay.
Na tsy nisy NOTAM ary izany no tiako lazaina
tsy tena iny no olana fa ilay hafatra ao anatiny: inona no laharampahamehana?
bah l’amusement, le sensationnel, le strass, les paillettes et les jets d’eau voyons. Quelle question lol
raha izy tenany irery moa no ataon’izao tontolo izao fihomehezana maneso feno fosafosa, tsisy olana fa sitra-po ny azy, fa ilay firenena Tompo ô, ilay firenena eee
Indrisy mantsy!!!
1 Joely 13:13
Ary ankehitriny dia ireto telo ireto no mitoetra: ny lainga, ny fampanantenana pôkaty, ny dinjaka: fa ny dinjaka no lehibe indrindra 😛