Lol, sérieux ve l’ty ? 😳
Ah oui oui, absolument. De 20% immédiatement, puis de 16% ensuite.
Bon, c’est pour les entreprises industrielles mais bon, le grand public ne devrait pas tarder à y passer aussi ?
Ah la la, c’est compliqué hein ? Non c’est toujours très simple : any izay ilay Sahofika sy Volopoorbe eeee 🤣
Propagande: Ampidinintsika ny tarif Jirama tompokolahy sy tompokovavy. Qui a cette vidéo? Merci de partager ici. Il a fait le contraire! Bravo et merci prezida
Dia mbola mino an’i Rainilaiga ihany ianao? . Io izao ny malaza indray Ny “Route du Soleil”… Afaka dimy taona (amin’ny fotoanan’ny propagande … Dia nanao route tokoa izy fa Soavi
masoandroSoleil – Androhibe no vita (Miami faharoa eh) izay hono no dikan’ny Route du Soleil.Ny tompon’orinasa hono tsy mba migrevy e. Hiafio rery ao nenareo.