Je crois que ce ne sera pas de notre vivant que l’on entendra un jour : “Nous avons exporté 500 000 tonnes de riz”
On n’aura jamais les dirigeants compétents qu’il faut pour y arriver.
Quoique, un laitier était bien parti pour, mais des hurluberlus soi-disant révolutionnaires l’ont éjecté en affirmant haut et fort qu’ils ne seront jamais plus nuls que lui.
On voit les résultats 13 ans plus tard.
Le riz ça devrait être un puissant actif qui permet au pays de s’enrichir.
Avec ces crétins c’est devenu un passif qui appauvrit le pays et permet à une petite poignée d’individus de s’enrichir.
Nul !
Ka roa taona kosa ve ny vary vao vokatra ka iza no hamboly an’izany? Asa angaha na nambolena tambony vato zao vary zao?
S’il y avait quelque chose qui m’énervait avec le laitier, c’était le fait de s’accaparer certain marché comme la production et l’exportation de riz par exemple. Mais, je pense que j’étais dans l’erreur. Il (le laitier) savait que s’il ne le faisait pas, personne n’allait le faire comme il faut. Donc, nety ihany ny nataon’i dadabe 🙁
vous avez compris un jour
Dans les supermarchés en Europe, on trouve du riz thailandais,Indien, Vietnamien….
Quand est-ce qu’on trouvera du riz malgache?
ça devrait faire “rêver” un politicien de se dire : on exporte nos riz, nos produits.
Mais à M/car , les politiciens réfléchissent autrement.
mon cousin a trouvé ça chez Carrefour
30 000 ar le kilo, c’est super non ?
Ny Vahaolana @ fahaleovantena ara-tsakafo sy vary eto Mada dia tsy misy afatsy fanerena ireo tatsaha sy tsy an’asa Handoa hetra sy hamboly fa mety volena vary daholo io tampontanety eto Madagasikara io.
Fa tsy ampy izany fa mila famporisihana satria tena mafy ny asa fambolena, izany rahateo no mahatonga ny tanora aty aoriana miala any ambanivohitra
Famporisihana dia tena betsaka(zezikamasomboly…) tao anatiny 20 taona, ny tsy ampy kely dia fametrahana tracteur isakin’ny Kaomina ka hampanofaina hiasana tany any mpamboly rehetra fa tsy tahaka tracteur namidy taminy nitodra Ravalo ka nataon’ireo mpividy fitondrana entana sy olona fa tsy niasana tany.
sao mba diso fitadidy ianao fa ny tracteurs tamin’ny andra8 anie ka tsy mbola niasa akory dia efa voaongana izy dia namidin’i Vy vato ragovan’i vakinakaratra amin’izao fotoana ka tsy nisyhita intsony na dia bolao iray aza e!
fony deba dia nisy amana’arivony ny trakitera na novidiana io(belarus) na fanomezana ary samy nahazo daholo ny fivondronana tsirairay dia nisy ny orinasa natsangana tamin’izanyhitantana ireo trakitera ambiny, dia ny AAA na antok’Asa eny Abanivohitra, saingy ny akama sy ny mpiaramisoasy ihany no nitantana azy dia very anjavonytoy ny etotry ny mpanihika ireo trakitera ireo! afaka lazaiko eto ny nanaovan’ny lehiben’ny fivondronana sasany ny anjarany satria nahazo fanampiana 100 tapitrisa iraimbilanja isaky nyfivondronana dia 30 tapitrisa isaky ny firaisana na kaomina amin’izao fotoana
Miala tsiny tompoko raha maka ny fitenenana.
Nareo niteny hoe , “mafy ny asa fambolena dia izany no mahatonga ny tanora aty aoriana miala any ambanivohitra” . Tena marina izany fa misy koa ny tanora mba te hanao zavatra hafa fa tsy ny fambolena ihany . Hitany zareo fa mafy ny fambolena . Ka na dia hoe ho ahazo fanampiana avy amin’ny fanjakana any aoriana any dia mila mipetraka ny fanontaniana hoe : Mba mahatafita ve ny fambolena sa kosa juste hoe ho hahavelona ny fianakaviana fotsiny? Raha hoatra ka hoe ho mahavelona fotsiny dia miala tsiny fa “Ce n’est pas la peine” hozy ny teny vazaha. Betsaka ny ray amandreny tantsaha efa nandefa ny zanany mianatra any amin’ny ville satria mba manana ambition afa akoatran’ny fambolena zareo sy ny zanakizareo.
tsy mila terena izany io raha ka azo antoka ny fandriapahalemana sy nyfamoahana nyvokatra! ao andrefan’anjozorobe dia misy tany midadasika be sady mahavokatrabe mihitsy fa saingy ny lalana tsy misy(misy fa ratsy be satria raha vita adiny efatra ny 80km dia amin’izao iray andro maninjitra), raha azo nivezivezena tsara izany dia izao tena mahafaty mihitsy ny mandeha irery na vitsy, fa any dia tsy volena daholo ny tanimbary satria ny vokatra amin’ity taona ity dia tsy lany roa taona,
efa nanandran ananao heo karapamokarana koa ingahy Lahasy Samuel lehiben’ny faritany toamasina ka tsy maintsymanana an’io karatra io manaporofo fa miasa mamboly sy miompy ny lehilehy tsirairay saingy noho ny akamakama dia rava anjvonyteny,
amiko raha tiana ny hampitombo nyvokatra dia ny fandriapahalemana aloha, manraka izay ny lalana famoahanmbokatra
Ka vahaolana amin’io fandriampahalemana io mihintsy no hanerena ireo tantsaha hiasa dia hanaovana karatra(ilaina hanamarinana vokatra amidy) satria ireo kamo tsy miasa no lasa dahalo, fa rehefa miasa ireo dia tsy misy fontoana hidaloana fa raha ny tany malalaka sy mamokatra dia betsaka eto Madagasika(Ankazobe,Bongolava hatrany Ambalavao Ihorombe azo hambolena vary any faritra hafa moa dia mipetraka fontsiny tany ohatra Sofia… ) fa rehefa be vokatra dia tongany mpadray vokatra foana io (camion,sarety,tracteur ) ,