Toutes mes Condoléances Elman. J’étais dans la même classe que Tedson à Semigany, et aussi son autre cousin Roland. Des bons souvenirs qui ne nous rajeunissent pas …
mankahery ny fiankavaina manontolo indrindra ianao sy Vanf -izay hany sisa mpanao gazety tena izy fa tsy resin ny felaka-efa vita ny fihazakazahany fa dia mahereza ra elman o! efa solotenanao any i Ardine e
Mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviana. Tena folaka an-datony hoy ny fitenenana.
Little Kelly
8 années il y a
Oh! Très sincères condoléances.
peps
8 années il y a
Mirary fiononana Elman ary mampahery anareo fianakaviana manontolo. Tena mampalahelo fa tanora loatra. C’est la vie.
ramatoa
8 années il y a
ndriii, mirary fionana ho anreo mianakavy tompoko
De mahaiza mionona
Tombon-dalana ny azy fa isika rehetra izao dia samy mbola ho any fa ny andro no tsy mifametra
Joany
8 années il y a
Mamangy ny fahoriana dia mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviana.
Tena teny ratsy be vary raraka no navoakako nahita io.
Izy no mba mpanome vie ahy amin’ny candy crush
Sam dans Vendeur en boutique, un métier en voie de disparition aussi ?: “Et elle n’a même pas proposer la cabine de peinture gonflable ? https://www.leroymerlin.fr/produits/cabine-vevor-de-peinture-gonflable-4x3x2-75-m-avec-souffleur-de-750-w-gris-75007683.html?megaBoost=&at_medium=Search%2Bengines&at_source=google&at_campaign=fiche-gratuite” 15/08/2026 à 15:24
elman dans Vendeur en boutique, un métier en voie de disparition aussi ?: “Alors mécanicien chevronné effectivement.. mais par contre peintre complètement débutant lol .. https://actutana.com/wp-content/uploads/2026/08/20260814_1119513.jpg … et ma foi pour une première…” 14/08/2026 à 15:12
Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Il ne faut pas oublier le cas du Vatovavy Fito Vinany, ces gens qui sont voisins mais qui ne peuvent…” 09/08/2026 à 18:39
Rip c’est qui elle Elmana ?
bah j’ai écris c’est ma tantine..
Sorry Elman ! Mirary fihononana feno
fankaherezana ho an’i Elman sy Vanf, izay isan’ny mpanoratra an-gazety ankafiziko.
Mirary fiononana ho an’i Elman sy ny fianakaviana rehetra. Ary koa ho an’i Vanf.
Merci pour vos messages et courage à toute la famille, c’est dur 🙁
Mankahery ny fianakaviana.
nota: manaraka ny tenin’i Vanf momba ny lavenona (cf tsara lavenona ny maty, à propos de Tsitsi in Express).
Toutes mes Condoléances Elman. J’étais dans la même classe que Tedson à Semigany, et aussi son autre cousin Roland. Des bons souvenirs qui ne nous rajeunissent pas …
mankahery ny fiankavaina manontolo indrindra ianao sy Vanf -izay hany sisa mpanao gazety tena izy fa tsy resin ny felaka-efa vita ny fihazakazahany fa dia mahereza ra elman o! efa solotenanao any i Ardine e
Misaotra. Eka, tena solontena mihintsy ara baky teny
Condoléances!
Toutes mes condoléances !
Bon courage Elman…
Tsy maintsy mitraka .
Qu’ elle Repose en paix .
Mirary Fiononana sy Mankahery anareo mianakavy. RIP
Mes sincères condoléances Elman elle parait jeune pourtant c’est terrible!!
pfff 49 ans, même pas 5 de plus que moi 🙁
Izay zany ny lahatra ê, d’accord.