tsy misy polisy, alefaaa
(c’est une blague belge Ă l’origine)
tsytiafoza
6 mois il y a
hay ve zany no dikan’ilay soratra hoe 5T am tatezana reny e! Zah tsy mba noteneninao an’izany raha tsy efa voa zao koh! Mba ratsy fanahy koa nareo leretsy e!
Nifin'Akoho dans La Jirama vous souhaite de Joyeuses Pâques: “Aody ry miakan-drefam-baravana. Nodimandry ny ranonareo fa hitsangana izy amin’ny andro fahatelo.” 20/04/2025 Ă 16:56
Nifin'Akoho dans Ah on nettoie Anosy aussi ?: “Mafinaritra ny fihetsika fa rehefa manao hoy aho dia ataovy manara-penitra lay fiteninareo lalan-dava. Tsy tenenina fotsiny io fa atao…” 20/04/2025 Ă 16:38
Coco dans Ah on nettoie Anosy aussi ?: “Au moins, c’est un geste Ă saluer. Toutefois, quand on veut on peut !” 20/04/2025 Ă 10:00
Nifin'Akoho dans Civisme : c’est bien de nettoyer le tanana… mais: “Rahoviana vao hiova ny olon-dia ? Rehefa tsy hisy intsony ny elanelam-panahy sy ny marimaritra iraisana. . Rehefa diso dia…” 20/04/2025 Ă 07:40
en tout cas ce n’est pas un 13+6=18
Tonga de sazio fa 5t max an’io pont io
Ity ilay mentalitĂ© hoe mety io Ram’s a?
Na misy soratra 5T aza eo tsy maninona zany io, zay aza mandeha eo foana 10 T tsy mbola nisy olana zany.
tsy misy polisy, alefaaa
(c’est une blague belge Ă l’origine)
hay ve zany no dikan’ilay soratra hoe 5T am tatezana reny e! Zah tsy mba noteneninao an’izany raha tsy efa voa zao koh! Mba ratsy fanahy koa nareo leretsy e!
3V lesy aiko fa zany 5T zany tsy poinsaaa