Tsy vitan’ny hoe tsy mila vazaha, tsy mila HCC, tsy mila CENIE etc. fotsiny. Fa mila propositions koa.
Ahoana no hananganana CES, GENIIES, etc? dia iza avy no olona (oui, olona) ho mpikambana amin’izany? Dia ho olona azo antoka koa ve sa hanondrana koa.
Ka ilay olana aty antanàna efa lasa bado ny vahoka. Mora fitahana artista sy koveta 5 dia roboka.
Raha hanao programme be mila misaina be dia avelan’ny olona eo.
Izay ilay zavatra tena mampalahelo ange
Misy olona maro nahita fianarana aza dia milaza hoe aza manakorontana fa aleo handeha ny fifidianana. Inty angamba ny fotoana farany hanavotana an’i Madagasikara fa dilan’izay dia Haiti ary vita matavy
Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Il ne faut pas oublier le cas du Vatovavy Fito Vinany, ces gens qui sont voisins mais qui ne peuvent…” 09/08/2026 à 18:39
mpijery dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Misy mihevitra fa potion magique ilay fédéralisme, nefa raha hataotao fotsiny tsy am-piheverana dia hizara 6 na 23 na x…” 08/08/2026 à 15:38
Tsy vitan’ny hoe tsy mila vazaha, tsy mila HCC, tsy mila CENIE etc. fotsiny. Fa mila propositions koa.
Ahoana no hananganana CES, GENIIES, etc? dia iza avy no olona (oui, olona) ho mpikambana amin’izany? Dia ho olona azo antoka koa ve sa hanondrana koa.
Ka ilay olana aty antanàna efa lasa bado ny vahoka. Mora fitahana artista sy koveta 5 dia roboka.
Raha hanao programme be mila misaina be dia avelan’ny olona eo.
Izay ilay zavatra tena mampalahelo ange
Misy olona maro nahita fianarana aza dia milaza hoe aza manakorontana fa aleo handeha ny fifidianana. Inty angamba ny fotoana farany hanavotana an’i Madagasikara fa dilan’izay dia Haiti ary vita matavy
Misy koa olona nahita fianarana …miteny hoe tsy ilaina ny fianarana. Nifoaka saforel lotra ngamba.