aza asiana huile fa vinaigre hatao, matsiro kokoa, maharitra ela kokoa, lany hatr@ ranony ! tsy mila hendasina fa tonga dia halona anaty vinaigre quelques jours izy rehetra. handramo anie e
Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Il ne faut pas oublier le cas du Vatovavy Fito Vinany, ces gens qui sont voisins mais qui ne peuvent…” 09/08/2026 à 18:39
mpijery dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Misy mihevitra fa potion magique ilay fédéralisme, nefa raha hataotao fotsiny tsy am-piheverana dia hizara 6 na 23 na x…” 08/08/2026 à 15:38
Humm, melange surprenant
Je précise que mon sakay fait maison est spécial : tsilandimilahy, ail, oignon, gingembre, huile, sel 🙂
aza asiana huile fa vinaigre hatao, matsiro kokoa, maharitra ela kokoa, lany hatr@ ranony ! tsy mila hendasina fa tonga dia halona anaty vinaigre quelques jours izy rehetra. handramo anie e
efa nandramana fa otrany lasa ilay masiaka aaann … alors que là conservé tsara ilay masiaka sady matsirouuu mmmmh
ka ny anareo any vinaigre mahery be koa !