Tahina, Ndrina WR, Dadafara, Monja, O’Gasikara ont mene le meme combat: neutraliser le retour redoute du TIM. Mission accomplie (tsy takona afenina intsony depuis 2009)
Nifin'Akoho
1 année il y a
Marina ny an’i Ramakatavy. Fa nga mo enao voatery manasoketa andra8 dia manantena ny handresy. Ireo olona tsy mpifidy ireo no tokony resena lahatra fa tsy ny an’ny hafa no ifandroritana. Mitovy mihitsy am secte ny gazety antsoratra ; ny olona efa eo ihany no ifandroritana. Mbola kajy politika diso io. Aiza zao, tsy mankaiza akory le faha6. Ny olona koa efa leo blabla. Manantena vary 1 gonykely sy paty na efa vita fifidianana ary.
ka ilay faha 6 anie ka nalefa hoe hisintona ny olona e! nalefa nitsapa ny halalin’ny rano aloha tamin’ny fifidianana solombava, dia nahomby dia hoe vitan’ialahy io fa mandehana milatsaka ho ben’ny tanana, kanjo efa hitan’ny rehetra ilay fika dia nalefa haingana i Tahiana hanavotra izay mbola azo avotana, saingy efa takatry ny rehetra daholo e! ny an’ny volomboasary mbola tsy mitsimoka, ny an’ny vahoaka efa vaky ravina
Balbo
1 année il y a
Mety misy fahamarinany ihany, soit tena nisy deal entre Tahina sy ny Tvg, , soit tsy nisy fa dia nararaotin’izy ireo mody lazaina hoe natao fitaovana, na nisy io na tsia dia ny hala-bato t@ ilay ordonnances no tena izy. Antony iray hanakonana izany fotsiny ny nirotsahan’i Tahina sy ny nilazana ilay hoe mission.
Na izany na tsy izany, diso paik’ady foana i Tahina, naninona raha nilatsaka tany @ toerana hafa aloa, toy ny fanaon’ny FIVOY ( izay hitako fa ity partie politique iray ity no tsara sy manana ny lanjany raha ho 3ème voie). Ianao ve tonga dia hanohitra ny Tim, anefa Ra8 aza tsy nanao propagande t@ Présidentielle teo niverina h@ caution, ianao tsy hita tableau. Ny députation indray lasan’ny Tim ny arrondissements 6.
Ny vahoaka ihany izany aloa no namaritra teto, fa mbola matanjaka ny Tim, ary tsy azo terena be fotsiny ilay hoe 3ème voie.
N’y siora aloha dia ny ankamaroan’ny majorité silencieuse dia tsy ho mpomba ny fitondrana amin’izao.Tsy mbola i Tahina na Gascar aloha izany no mahasarika azy ireo hifidy,za aza mbola mahita hoe ny ankabeazan’ireo tsy tonga nifidy raha ireo manodidina ahy na fianakaviana na namana dia olona nifidy Tim hatramizay fa après 2009,tsy nifidy intsony nefa anaty lisitra tsara ,ny antony dia leo halabato
ny tiako lazaina: c’est le système Ra8 qui ne convainc plus. Na tia na tsy tia an’izao fitondrana izao. Mimenomenona ny rehetra amin’ny fahasahiranana fa ny TIM tant que mbola inféodé amin’io famille io dia tsy lasa
GasyKely
1 année il y a
Elon Musk efa nividy tapakila hidirana ao amin’ilay braderie an.
elman dans Un mois de février bien agité…: “oui ça aussi entre autre mais surtout ça https://www.facebook.com/share/p/186wqBPFMt/ 🙂” 14/02/2026 à 00:44
angady dans Un mois de février bien agité…: “L’horizon Neuilly sur Marne alors? 🙂 Vous avez bien raison, là, au moins, il y aurait plus de chance que…” 13/02/2026 à 16:26
jurassic park dans Moi je peux m’afficher en France avec: “nous en sommes encore là malheureusement.Notre nature 5 étoiles millénaire s’était affichée aussi avec ses baobabs,bois de rose,palissandre,caméléons,tortues et lémuriens…” 08/02/2026 à 00:40
Nifin'Akoho dans Moi je peux m’afficher en France avec: “Aôna ozizii ? Efa niteny a zay! Enao ary tsy miseho mbola mahita izay nolazainy izy ko maika fa hideradera.…” 07/02/2026 à 17:42
Coco dans Moi je peux m’afficher en France avec: “vous n’entendrez jamais parler d’eux C’est la différence entre les riches et les nouveaux riches. Et parfois cela se caractérise…” 07/02/2026 à 07:46
razafi dans On se gausse de la demande de feuille de route de la SADC: “* Inclusivité : Éviter l’exclusion des anciens dirigeants pour prévenir tout risque de déstabilisation, tout en garantissant la redevabilité. ça…” 03/02/2026 à 15:09
angady dans Oui mais les Malaisiens ne sont pas africains: ““mode de gouvernance” ou l’autre mot quasi-tabou: “politique”. Deba en avait un, voué à l’échec et que le peuple a…” 02/02/2026 à 18:21
Alors confrontation ou pas sa ve a a a?
Tahina, Ndrina WR, Dadafara, Monja, O’Gasikara ont mene le meme combat: neutraliser le retour redoute du TIM. Mission accomplie (tsy takona afenina intsony depuis 2009)
Marina ny an’i Ramakatavy. Fa nga mo enao voatery manasoketa andra8 dia manantena ny handresy. Ireo olona tsy mpifidy ireo no tokony resena lahatra fa tsy ny an’ny hafa no ifandroritana. Mitovy mihitsy am secte ny gazety antsoratra ; ny olona efa eo ihany no ifandroritana. Mbola kajy politika diso io. Aiza zao, tsy mankaiza akory le faha6. Ny olona koa efa leo blabla. Manantena vary 1 gonykely sy paty na efa vita fifidianana ary.
ka ilay faha 6 anie ka nalefa hoe hisintona ny olona e! nalefa nitsapa ny halalin’ny rano aloha tamin’ny fifidianana solombava, dia nahomby dia hoe vitan’ialahy io fa mandehana milatsaka ho ben’ny tanana, kanjo efa hitan’ny rehetra ilay fika dia nalefa haingana i Tahiana hanavotra izay mbola azo avotana, saingy efa takatry ny rehetra daholo e! ny an’ny volomboasary mbola tsy mitsimoka, ny an’ny vahoaka efa vaky ravina
Mety misy fahamarinany ihany, soit tena nisy deal entre Tahina sy ny Tvg, , soit tsy nisy fa dia nararaotin’izy ireo mody lazaina hoe natao fitaovana, na nisy io na tsia dia ny hala-bato t@ ilay ordonnances no tena izy. Antony iray hanakonana izany fotsiny ny nirotsahan’i Tahina sy ny nilazana ilay hoe mission.
Na izany na tsy izany, diso paik’ady foana i Tahina, naninona raha nilatsaka tany @ toerana hafa aloa, toy ny fanaon’ny FIVOY ( izay hitako fa ity partie politique iray ity no tsara sy manana ny lanjany raha ho 3ème voie). Ianao ve tonga dia hanohitra ny Tim, anefa Ra8 aza tsy nanao propagande t@ Présidentielle teo niverina h@ caution, ianao tsy hita tableau. Ny députation indray lasan’ny Tim ny arrondissements 6.
Ny vahoaka ihany izany aloa no namaritra teto, fa mbola matanjaka ny Tim, ary tsy azo terena be fotsiny ilay hoe 3ème voie.
Ny Tim amiko efa ireo base convaincu ireo ihany sisa. Mety mihena ampitoerana aza (cf Bodo)