Oh que c’est triplement stratégique ça.
Et d’un : « Vous voyez, je ne suis pas sur le 13 mai, ce sont les députés qui mènent »
Et de deux : « Il est temps que je vienne parler aux populations des provinces »
Et de trois : « Hé Rajao, attrape moi si tu peux« .
Les nuits ont du être courtes pour Hery Rajaonarimampianina depuis samedi dernier, sérieusement malmené par ses adversaires qui l’attaquent sur tous les fronts.
L’absence de b*** et de couteau dès le premier jour du mandat semble se payer très cher.
Vaovao heno t@ olona avy any Toliary fa tsy hay izay fahamarinany :
Naika hikabary sns Rajao kanefa efa nandrasan’ny olona @ vato sns ihany koa ka voatery najanona aloha ary ahemotra @ asabotsy miandry ny depioté.
Efa miomana arak’izany koa ny olona « handray » azy tsara hono …
Raha misy manana fanampinmbaovao na afka manamarina izany
Toliara koa na inona na inona soa ato azy dia hitora-bato sy pilotra foana. Vao mahazo fitondrana kely anefa dia hummer sy 4×4 no atao betsaka fa tsy fanasoavana ny mpiara-belona.
Ilay phrase voalohany tsy hiombonako hevitra aminao, ilay faharoa hitovizan’ny mpanao politika ze nahazo fahefana rehetra fa tsy ny avy any Toliary irery. Ny mpitondra fivavahana aza mahavidy hummer zao.
ny mahantra nefa be revy mora vidiana foana na aiza na aiza.
Ka le mpitondra fivavahana mahavidy Hummer anie betsaka ireo mpino ao aminy dia betsaka koa le fahafolonkarena versé ao amin’ny compte e!
Concernant Rajao il est détesté partout pas seulement à Tuléar.
Battre le fer tant qu’il est chaud. La course commence officiellement alors « à vos marc! «
Araraoty Dada fa tsy misy hafaka manenlingelina anao intsony izao e! Ianao no handrasan’ny vahoaka hitondra indray ity gasikara ity !
je crois au contraire qu’il etait trop porte sur la bite depuis le premier jour et c’est la contrepartie qu’il est en train de con ptabiliser(une robe ananassee, c’est 3 fois la bite)