Rehefa tsy tsena mora, vary mora, an-tany mora, fotsiny d’efa ao tsara e ! Tongava soa ny vahiny dia ho salama sy hatanjaka ny reniny…sy ny rainy koa ka 🙂
rnaivos dans Le pire qui puisse arriver à l’âge de la retraite ?: “Bravo, et bonne continuation. D’une certaine manière, effectivement, nos trajectoires se rejoignent dans cette même rupture avec le métro-boulot-dodo, même…” 05/10/2026 à 13:00
ça y est, le travail a commencé ? manaova mora marina tokoa, harahana amen !
🙂
Manaova mora dia tongava soa ny vahiny kely ô
manaova mora ô
Tongava soa ny baby Elman, mora, ce sera mora
Rehefa tsy tsena mora, vary mora, an-tany mora, fotsiny d’efa ao tsara e ! Tongava soa ny vahiny dia ho salama sy hatanjaka ny reniny…sy ny rainy koa ka 🙂
lol.. ary aiza i ramora favori ?
Mivarotra manga eto ….mora 🙂
Misy havanay zay hoe Rakotomanga no anarany. Hery ny fanampiny.
Lol, Rakotomanga Hery Rivo Hoditr’akondro 🙂
Tsisy Vera (ato) mora nga ?
Manaova mora e!