Mais c’est le Fils de Pierre-Paul Ardile = tompon’ny groupe Ark’up, Etech, E-sanandro, E-VTC,…ry zalmahy matanjaka eto antanàna ihany ireo ange.
“Balançoire” malaza mihitsy fa siosiondresaka aloha hoe tena famotsiambola.
Pour info ho an’i Elman sy ireo any Ivelany dia Balançoire dia “boite, resto, lounge” ery akaiky la City Ivandry. Tena hoe VIP ny ao satria mifidifidy olona miditra ary miakanjo “classe” daholo, lafolafo ny zavatra ao, tsy dia tena hoe tsara be fa bling bling be ny ao. Jet set gasy no tena mpakao ary ao daholo mazava ho azy ny “tsy gasy” no mandeha.
“Pierre-Paul Ardile = tompon’ny groupe Ark’up, Etech, E-sanandro, E-VTC,” Mbola tena ao anatin’ny fanjanahatany marina i Madagasikara . Fanjanahatany ara ekonomika .
Rahandy
7 mois il y a
Mety misy resaka écolage ndray ity. Le père est assez puissant, donc zay.
Rafangy dans Il va peut-être envahir le Vatican aussi ?: “ka izao hono ny antony nifidianan’ny maro an’isa azy e!Bush zanany noa natyaoko fa tena v indrindra fa ity efa…” 14/04/2026 à 12:43
MasyLau dans “Déstabilisation, atteinte à la sûreté de l’État”: “Tsy mi-“neutraliser” ny adversaires fa mafampidinika manodidina ny latabatra boribory ao anaty trano amin’ny alalan’ny fikaonan-doham-pirenena” 14/04/2026 à 10:47
mpijery dans J’entends toutes ces critiques à l’endroit de la Refondation: “Amam-bolana maro vao ho vita izany raha tora-po no hamenoana ny fikaonan-doham-pirenena, tokony miainga amin’ny zavatra efa masamasaka miaraka amin’ny…” 13/04/2026 à 17:23
MasyLau dans J’entends toutes ces critiques à l’endroit de la Refondation: “Ento eo amin’ny fikaonan-doham’pirenena ny fanantenanao , ny atezeranao , ny manafitohina anao rehetra amin’ny fejerinao ny fandehan-javatra , ny…” 13/04/2026 à 15:30
Mais c’est le Fils de Pierre-Paul Ardile = tompon’ny groupe Ark’up, Etech, E-sanandro, E-VTC,…ry zalmahy matanjaka eto antanàna ihany ireo ange.
“Balançoire” malaza mihitsy fa siosiondresaka aloha hoe tena famotsiambola.
Pour info ho an’i Elman sy ireo any Ivelany dia Balançoire dia “boite, resto, lounge” ery akaiky la City Ivandry. Tena hoe VIP ny ao satria mifidifidy olona miditra ary miakanjo “classe” daholo, lafolafo ny zavatra ao, tsy dia tena hoe tsara be fa bling bling be ny ao. Jet set gasy no tena mpakao ary ao daholo mazava ho azy ny “tsy gasy” no mandeha.
Merci pour les infos… Je cherchais justement la signification de ce “PPA” dans les commentaires sur FB.
“Pierre-Paul Ardile = tompon’ny groupe Ark’up, Etech, E-sanandro, E-VTC,”
Mbola tena ao anatin’ny fanjanahatany marina i Madagasikara .
Fanjanahatany ara ekonomika .
Mety misy resaka écolage ndray ity. Le père est assez puissant, donc zay.