Waouh…; faudrait jouer celle là en lieu et place du ”Ry Tanindrazanay Malàla” jusqu’à ce que l’âne bâté dégage : les paroles sont très faciles à retenir et la musique est entraînante…
Izay vao azoko fa i ngah be sola no mampivindavinda azy foana.
.
Ary rehefa dinihina dia ny manana azy ihany no mety namorono io fiteny io, tahak’ilay hoe : itony koa kely manata-p…, lehibe manata-bava.
Pas d’EMMOREG sur place ? C’est un crime de lese nouzalon.
le petit colonel aux lunettes ne sera pas promu general cette année
oui, tao mihintsy ny chorale ! en compétition tao ny équipe de vontovorona
Waouh…; faudrait jouer celle là en lieu et place du ”Ry Tanindrazanay Malàla” jusqu’à ce que l’âne bâté dégage : les paroles sont très faciles à retenir et la musique est entraînante…
masoso poor eeeee .. lol
Fa tsy azoko mihitsy io zavatra io hoe maninona no masosotra.
Io zavatra io no sosotra fa tsy hoe izy no masosotra ka
ka io zavatra io ny vehivavy ihany no manana azy? sa ilay zavatra an’ny reniny na ny anabaviny raha lelhilahy no sosotra?
Ary io zavatra io hono rehefa sosotra dia midongy, mikombona ary tsy mety hatao ninoninona,… tsy aiko fa izany hono an.
Il faut demander à Mimi alors non? “Sosotra ve sa a a a?”