Inona no haneken’ny fédération hoe atao test ny mpilalao kanefa efa tsy misy état d’urgence sanitaire intsony aty Madagasikara nanomboka ny Zoma, efa resy ny covid, tsy possible nitondra aretina ny gasy, matahotra ho resy ry tanzanie dia mamorona…
Bary Kely
5 années il y a
Théoriquement, beaucoup de joueurs et membres de staff ont été contaminés aussi.
En mars dernier, lors du tournoi des six nations, un match de l’équipe de France de Rugby a été reporté, suite à un membre du staff testé positif et dont l’ensemble du staff devenu tous des “cas contacts”.
carole
5 années il y a
Migafy zany an, manakana ny fampandrosoana eto Madagasikara
Izany ve tsy tonga dia ny iray avion no mise en quarantaine!
aotrotrany an
Lozaaaaa !
Efa fantatry ny filoha daholo ireo mi-saboter an’ny foot malagasy any Tanzanie ireo. Ataovy eo foana moa fa hitanareo eo izay miandry anareo !
Tsy handefitra amin’izao sabotage izao ny filoha.
quid des clusters géants mis en place par sa majesté cette semaine?
satisfait de son petit werawera sa mbola mankafoka?
Inona no haneken’ny fédération hoe atao test ny mpilalao kanefa efa tsy misy état d’urgence sanitaire intsony aty Madagasikara nanomboka ny Zoma, efa resy ny covid, tsy possible nitondra aretina ny gasy, matahotra ho resy ry tanzanie dia mamorona…
Théoriquement, beaucoup de joueurs et membres de staff ont été contaminés aussi.
En mars dernier, lors du tournoi des six nations, un match de l’équipe de France de Rugby a été reporté, suite à un membre du staff testé positif et dont l’ensemble du staff devenu tous des “cas contacts”.
Migafy zany an, manakana ny fampandrosoana eto Madagasikara
Fa angaha tsy nisotro CVO+ ?