C’est l’efficacité de l’informatique non? On lui dit de facturer, et il le fait. Et il connaît pas la coupure lui…Sauf que sous d’autres cieux, on vous donne des dédommagement lorsque quelqu’un passe derrière.
Malala a! manao akanjo mena ianao dia i bomba tenany mihitsy no mamporisika ny zanadry hoe sambory iny, dia manindry bokotra ny eny fiadanana hoe tazony ao ireo fa tsy azo avotsotra izany, dia avy eo izy miantso ny procureur dia hoe avy dia adobohy, dia ataovy elaela ny fitsarana, dia rehefa ho avy ny andrompitsarana dia miantso ny president tpi indray izy hoe teneno izay mpitsaranao ao hampihinana an’ireo!
ka hihetsika amin’ny jirama eo ianao, tsy hamenatra an’ireo mihitsy ny handefa olona hanafika anao any antranonao an! efa nahazo an’izany ireo mponina teny ambohidrapeto raha nanao fihetsiketsehana amin’ny rano tapaka(hatrizao moa aza dia tsy miverina intsony ny rano)
Raha miray hina ny malagasy rehetra ao dago tsy hakan’avaka dia tsy sahy reo ao ambony reo , fa matoa zareo sahy dia satria tsy miray hina ny malagasy foko 18
ny olana lehibe eto gougou dia miodina amin’ireto : firehana politika, fiaviana, ary fivavahana, dia ireo no mitarika ny fialonana ka manakana ny hafa , ohatra, raha miaraka ny mponina eny talatamaty ohatra hanohitra ny fahatapahanjiro, dia misy hiteny ao hoe ka ry zalahy ireo anie antoko politika izao e! ry zareo ireo anie ka mpiavy fa tsy avy eto talatamaty akory e! ka ry zareo, ilay orga be ao ampiangonany anie no tsinjovindreo e!
manginy fotsiny moa ny fitiavambola sy voninahitra
“votre facture optimaser elle, ne connaîtra jamais de défaillance, elle sera toujours livrée en temps et en heure.” Même pas! elle est livrée genre 20 jours après la date d’édition (date d’édition : pas plus d’une semaine après l’envoi de l’auto-relevé) marquée sur le papier, ou pas du tout!
elman dans Ranohira, février 2020: “comment ça combien de diplômés ?” 25/06/2026 à 10:48
zafimbaza dans Ranohira, février 2020: “Combien de diplômés ? Je vous signale que le colonel a baissé le budget de l’enseignement à Mada et augmenté…” 25/06/2026 à 10:13
Rafangy dans Que demande la population au quotidien ?: “moi, aussi, j’ai toujours en tete ce que vous ecrivez, mais une question, une seule n’a pas de reponse: comment…” 24/06/2026 à 12:07
Rafangy dans Que demande la population au quotidien ?: “curieux, mais les 3 premiers piliers ont deja existe avant 1975, pour le 4ème, je ne peux pas me prononcer…” 24/06/2026 à 11:57
mpijery dans Que demande la population au quotidien ?: “Il manque un cadre strict sur ce qu’on veut vraiment mais que les “hetahetam-bahoaka” ne vont pas nécessairement remonter Indépendance…” 24/06/2026 à 11:13
C’est l’efficacité de l’informatique non? On lui dit de facturer, et il le fait. Et il connaît pas la coupure lui…Sauf que sous d’autres cieux, on vous donne des dédommagement lorsque quelqu’un passe derrière.
“Je te passe derrière pour te dédommager”.. cette phrase est .. comment dire..
Dizitalisation hihihi
Fa tsy DJ-talizasiôn ve?
Aza misy mihetsika ihany e!
Malala a! manao akanjo mena ianao dia i bomba tenany mihitsy no mamporisika ny zanadry hoe sambory iny, dia manindry bokotra ny eny fiadanana hoe tazony ao ireo fa tsy azo avotsotra izany, dia avy eo izy miantso ny procureur dia hoe avy dia adobohy, dia ataovy elaela ny fitsarana, dia rehefa ho avy ny andrompitsarana dia miantso ny president tpi indray izy hoe teneno izay mpitsaranao ao hampihinana an’ireo!
ka hihetsika amin’ny jirama eo ianao, tsy hamenatra an’ireo mihitsy ny handefa olona hanafika anao any antranonao an! efa nahazo an’izany ireo mponina teny ambohidrapeto raha nanao fihetsiketsehana amin’ny rano tapaka(hatrizao moa aza dia tsy miverina intsony ny rano)
Raha miray hina ny malagasy rehetra ao dago tsy hakan’avaka dia tsy sahy reo ao ambony reo , fa matoa zareo sahy dia satria tsy miray hina ny malagasy foko 18
ny olana lehibe eto gougou dia miodina amin’ireto : firehana politika, fiaviana, ary fivavahana, dia ireo no mitarika ny fialonana ka manakana ny hafa , ohatra, raha miaraka ny mponina eny talatamaty ohatra hanohitra ny fahatapahanjiro, dia misy hiteny ao hoe ka ry zalahy ireo anie antoko politika izao e! ry zareo ireo anie ka mpiavy fa tsy avy eto talatamaty akory e! ka ry zareo, ilay orga be ao ampiangonany anie no tsinjovindreo e!
manginy fotsiny moa ny fitiavambola sy voninahitra
Fiaviana ary fivavahana .. Tena fivaviana no voavakin’ny masonay kle 🙂
rhoo
tssssssssssss, sao dia mila manao maso 4 e hahaha
zay aloha dia marina tokoa
justement, hier, la jiramaty a sorti un communiqué comme quoi les “pannes” à andekaleka sont sur le point d’etre resolues
Comme une maladie chronique : jusqu’à la prochaine crise et ainsi de suite .
sur le point. c’est imminent.. presque.. kely sisaaaa
ça me rappelle quand vous demandez votre chemin à Madagougou .. “ao aloaloa eo rams a”
ao alohaloha ao e, efa akaiky alors que vous allez encore faire pas moins de 2h de marche