ndry…madanight du début jusqu’à la fin…nahaliana anay mianakavy ny zavatra nifampizaraina tao Madanight…nahitana ny soa… nisy reportage nataonao momba ny fikabanana vehivavy taty Dago..dia nahita ny sarin’i Mama aho …ny site-nao irery no mba nakasary t@ io andro io…dia nampitaiko tany aminy
…boribory tokoa ny tany …nisy fihaonana lehibe taty dia nanao reportage ianao…dia izy indray no nahita ny sarinay …
misaitra betsaka fa nahitàna soa maromaro ny site-nao.
Koa tongava lavitra ry Havana …mahavità be Tompoko…
Merci au ravisseur de l’avoir libéré.
euh..
Le ou les ravisseurs auraient pu faire pire.
Il y avait quelques millions d’Ariary échangés quelques part je suppose?
Milliard peut etre
merci pour l’affichage des devises Elman!
Je vous en prie 🙂
Les ravisseurs savent leur cible.
Na ny mifamadika amin’izay koa ary tsy ferana
et le scoop dans l’histoire il est où? filma efa mpandeha ireny ka.
faly mahita an’i Elman….
Toraka zany. Na tsy fantatro azy 🙂
ndry…madanight du début jusqu’à la fin…nahaliana anay mianakavy ny zavatra nifampizaraina tao Madanight…nahitana ny soa… nisy reportage nataonao momba ny fikabanana vehivavy taty Dago..dia nahita ny sarin’i Mama aho …ny site-nao irery no mba nakasary t@ io andro io…dia nampitaiko tany aminy
…boribory tokoa ny tany …nisy fihaonana lehibe taty dia nanao reportage ianao…dia izy indray no nahita ny sarinay …
misaitra betsaka fa nahitàna soa maromaro ny site-nao.
Koa tongava lavitra ry Havana …mahavità be Tompoko…
Mankasitraka ô 🙂