Ouh la le gros argument cpasmafote 😯
Oui certes ce n’est pas faux mais…
Mais quoi ?
Mais qui a autorisé ces camions à rentrer à Madagascar, dont certains font 50 tonnes alors que le peu de routes qui existent ne peuvent pas supporter.. plus de 25 tonnes ?
Et secundo, si on ne paie pas les employés des stations de pesage et bien il n’y a tout simplement plus de pesées des camions, donc pas de contrôle.
Rha la la, c’est compliqué hein ?
quand on avale 13 comprimés de cpamafot 13 fois par jour, c’est toujours la faute aux autres hein!
Raha tsy mandray andraikitra momba ireo Camion mitondra + 50 tonnes ireo kosa aloha ny Fanjakana dia very vola fontsiny isika amin’ny fanamboarandalana jereo angeha RN 1 efa mihoatra 20 taona namboarina na be dia be camion mitondra vokatra mandalo ao tsy simba fa Camion semi + de 50 tonnes tsy mandeha any, nefa lalana tsara be nataon’ny Ravalo RN6 tsy naharitra afatsy 10 taona satria be Camion + 50 tonnes.
ka ry akama daholo anie no tompon’ireo fiarabe rehetar ireo e! ohatra fotsiny ny fiarabe mpiatatitra solika, efa 44m3 anie nefa iarahamahalala hoe iza no tena manana an’ireo fiara mpiatatitra solika ireo betsaka indrindra, ka ny fitondranave hanapaka ny fihinanan’ny akamany?
Fototry olana eto Mada dia tsy natao ahan’ny rehetra lalàna ,satria raha mpanambola voakitika fitsipika lalànà eto Madagasikara dia hodiana fanina satria efa t@ Minisitra TP & Transport no efa nilaza Banky Mondial ho tsy tokony azo ampiasana teto Mada Camion 3 essieux fa tsy mifanaraka @ lalàna dia nigrevy kely ATR sady nisy orin’asa lehibe iray izay nanana Camion 3 essieux maromaro dia navela niasa sy nampiditra Camion lehibe ireo.
efa minan ampagony doly kosa ngamb zao eh, raha mbola Tsy tonga saina amizao ny malagasy dia Efa veloma lava
Efa lasa tadikiraro zao fa ny ampango efa tsisy tsony fa lafo ny vary.
efa ela izany ampango izany fa efa tantara sisa e! na ny sambo roapolo nafarana aza betsaka no tsy nahita izany